FJKM Manazary Fiakarantsoa Nazareta

FJKM Manazary Fiakarantsoa Nazareta Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Manazary Fiakarantsoa Nazareta, Christian church, Manazary, Fiakarantsoa-Manazary.

Hoy ny Soratra Masina:"...; raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra." ...
18/09/2024

Hoy ny Soratra Masina:"...; raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra." (IKor.14,12)
Ny Mpitandrina, ny biraon'ny fiangonana, ary ny komitin'ny taotrano, dia miantso sy manentana antsika taranaka aman-jafy rehetra; nahatsiaro fa vato nasondrotry ny tany, ka nandray ny soa rehetra teto amin'ity tranon'Andriamanitra ity.
Ho famitàna ny fanitarana izay ezaka efa natomboka, dia maniry indrindra ny fifanohanantsika rehetra ry havana.
"fa Andriamanitra tsy mba tsy marina; hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay asehonareo ho voninahitry ny anarany..." (Heb.6,10)
Ireto ireo fitaovana ilaina: ferme métallique. Tôle 40-50. Carteaux 50x50.

MIORINA AMIN'NY FINOANA NY MPINO"
03/09/2024

MIORINA AMIN'NY FINOANA NY MPINO"

Address

Manazary
Fiakarantsoa-Manazary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Manazary Fiakarantsoa Nazareta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share