05/03/2024
Ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha 15 taona nijorian'ny Fiangonana FJKM Ambatofotsikely Fahamarinana, faly manasa anao izahay hiombom-piderana. Alahady 17 Martsa 2024 manomboka amin'ny 02 Ora tolakandro. FIDERANA TENA IZY miaraka amin'ny GROUPE DANIEL.