Scomajimp

Scomajimp Sehatra hanabeazana ny ankizy, sy tanora mba ho tonga olom-pirenena vanona s Kristianina mazoto

"Raha itokisana ny Zatovo ka omena andraikitra, dia manao Vy very ny Ainy hanao izany"

Vaovao lehibe: Voatendry ny filoha iombonana manerantany ( Secrétaire General) faha-11 an’ny World Scouting🚨Taorian’ny a...
04/06/2025

Vaovao lehibe: Voatendry ny filoha iombonana manerantany ( Secrétaire General) faha-11 an’ny World Scouting🚨

Taorian’ny antso dia miisa 140 ireo naneho ny fahavononany ho hitana ity andraikitra goavana eo anivon’ny OMMS ity.

Taorian’ny fifantenana dia i David Berg izay filoha iombonana manerantany vonjimaika teo aloha no voatendry hitana ity andraikitra ity ⚜️

🇧🇪⚜️ Skoto avy ao Belgique izy ary efa nitana andraikitra goavana Teo anivon’ny skotisma eran-tany ihany koa izy talohan’izao fanendrena azy izao

🇲🇬 Ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara dia miarahaba sy mirary soa ny filoha iombonana manerantany hahavita be amin’izao andraikitra goavana sahaniny izao ⚜️

https://www.scout.org/news/press-release/david-berg-appointed-11th-secretary

😍Ny 01 Aogositra dia andron'ny Fehitenda ho an'ny skoto maneran-tany!!!👉Inona marina!!!👉T@ 01-08 Aogositra 1907. Fantatr...
01/08/2024

😍Ny 01 Aogositra dia andron'ny Fehitenda ho an'ny skoto maneran-tany!!!
👉Inona marina!!!
👉T@ 01-08 Aogositra 1907. Fantatr'ailahy ve ny zava-nisy tamin'izany???
Iray vina, izay tanjona, iray fahombiazana ho an'ny fanabeazana!!!

📣 O ry zalahy a !. Tsy ho avelantsika handalo fotsiny kosa izany 100 taona izany e !📚 Omentsika lanja ny tantara hakan'n...
09/07/2024

📣 O ry zalahy a !. Tsy ho avelantsika handalo fotsiny kosa izany 100 taona izany e !

📚 Omentsika lanja ny tantara hakan'ny zandry any aoriana maminy amin'ity fikambanana mamintsika ity.

📚 Omentsika toerana ireo marika sy fitaovana nanamarika izany zato taona izany fa tsy avelantsika ho lo fotsiny any

📚 Alefaso àry e !., ianareo Diosezy, Faritra, Fivondronana izay mbola nahatahiry ireny marika, boky, fitaovana samihafa sy ny maro hafa nanamarika ny tantaran'ny Antilin'i Madagasikara rehetra dia tsara raha mifandray amin'ny tompon'andraikitra.

Vatsy Mahiratsy
📧 [email protected]
📞 032 18 384 42

📚 Andao marihana ny tantara e !


01/11/2023
👉 Izy no Mompera SONDROBELONA Nicolas, izy no notendren'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara ho Ray am-panahy iom...
01/11/2023

👉 Izy no Mompera SONDROBELONA Nicolas, izy no notendren'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara ho Ray am-panahy iombonan'ny Antilin'i Madagasikara (RAPI)

✝ Pretra avy amin'ny fikambanan'i Jesoa izy (Zezoita).

⚜ Antily vita Velirano izy, Beazina tao amin'ny Katedraly Mahajanga

⚜ Nahavita ireo fiofanana amin'ny maha Mpiandraikitra Antily ihany koa izy (Tsiry, Ketsa,...) ary efa nanaraka fiofanana ho Mpampiofana Mpanampy (ZATRA - TP3) Ihany koa izy.

📝 Talen'ny Ecole Technique de Batiment ao Bevalala izy ankehitriny, ary vikera ao amin'ny Distrika Malaza.

🙏 Mirary soa sy mivavaka ho azy amin'izao fanendrena azy ho RAPI ato amin'ny Antilin'i Madagasikara izao.

💯 22 mars 1923  -. 22 mars 2023 💯🎉🎈Nahatratra ny fahazato taona daholo isika e!.🎂🎊👉 Ho marihanatsika amin'ny fomba miava...
22/03/2023

💯 22 mars 1923 -. 22 mars 2023 💯

🎉🎈Nahatratra ny fahazato taona daholo isika e!.🎂🎊

👉 Ho marihanatsika amin'ny fomba miavaka izany 100 taona izany.

👉 Ndeha hampitovy photo de profil isika ka hampiasa ny sary famantarana ny fahazato taona.

👉 Mirehereha isika fa Antily e!

🎉🎂 🎈Manaova fety sambatra daholo.🎊🎈🎂🎉

Nohon'ny fifandisoana teo amin'ny vidin'ireo kojakoja amin'ny fankalazana ny jôbily fahazato taona, sy ho fandaminana di...
17/03/2023

Nohon'ny fifandisoana teo amin'ny vidin'ireo kojakoja amin'ny fankalazana ny jôbily fahazato taona, sy ho fandaminana dia nahitsy araka izay hitantsika amin'ny sary ny vidin'ireo kojakoja.

❓Maro ihany koa ireo fanontaniana napetrakareo ka hovaliana eto ihany koa

👉 TOERANA HIVAROTANA
Tsy miova fa ao amin'ny FOIBE ANTILY irery ihany, akoatra ny mandritra ireo hetsika karakarain'ny Diosezy na Foibe.

👉 HO AN'IREO HANAO COMMANDE
Miantso mivantana ny sekreteran'ny Foibe amin'ny laharana 034 95 235 54

👉 FAMETRAHANA NY INSIGNE
Eo amin'ny tananan'akanjo havia, ambonin'ny barety Antilin'i Madagasikara.

👉 FOULARD
Azon'ny rehetra hanaovana amin'ny fotoana rehetra mandrapahatapitry ny fankalazana; na beazina na mpiandraikitra na tonia na filoha, na Antily Zokiny.

👉 RAHOVIANA
Efa afaka manao commande ny rehetra, ary efa afaka jifaina ao amin'ny foibe ihany koa

🫵 Kitio ny sary raha te hahafantatra ny pitsopitsony isika

Antily ka mba jejojejo 🧢🎒👕

Eh ‼️ ❌ Tandremo ny piraty fa halatra ireny ❌ ‼️

Antsoina ny Akela Diosezy Manerana ny nosy ho avy amin'ny Filan-kevi-panabeazana Nasionaly📆02, 03, 04 desambra 2022📌Foib...
02/11/2022

Antsoina ny Akela Diosezy Manerana ny nosy ho avy amin'ny Filan-kevi-panabeazana Nasionaly

📆02, 03, 04 desambra 2022
📌Foibe Antilin'i Madagasikara

🟡Fahatongavana ny Zoma 02 desambra lovitao-01.png
🟡Saran-dasy: 15 000Ar
🟡Fanazavana fanampiny:
• 034 29 019 75 (Filoha Lala)
• 034 50 135 30 (Filoha Clarisse)
• 034 40 903 25 (Filoha Honorine)




Ho atsika jay liagny, fa indrindra e diosezin'i Farafangana.
01/11/2022

Ho atsika jay liagny, fa indrindra e diosezin'i Farafangana.

Tafapetraky androany 30 octobre 2022 ny toniam-pivondronan'ny Paroasy Md Josefa Mpiasa Impitiny Farafangana.
30/10/2022

Tafapetraky androany 30 octobre 2022 ny toniam-pivondronan'ny Paroasy Md Josefa Mpiasa Impitiny Farafangana.

Ny REFIN'NY FEHITENDA Anisany hendrika hita maso iray hafantarana ny skoto ny FEHITENDA ,raha ny tantaran'ny skotisma di...
27/10/2022

Ny REFIN'NY FEHITENDA

Anisany hendrika hita maso iray hafantarana ny skoto ny FEHITENDA ,raha ny tantaran'ny skotisma dia efa nisy io ary i B.P mihintsy no nampiditra azy ho hisan'ny fanamiana skoto.
Araka ny hita ao amin'ny "FANAMIANA sy Marika ANTILIN'I MADAGASIKARA (4 Febroary 2017) " ny fehitenda isan-tsampana dia manaraka ny lokom-pivondronana
Ny halavany : ambony FEHIKIBO (sampana zokiny)
2 cm ny sisiny ary 80 cm ny halavany (lovetao)
misy bague manandrify ny paosy roa (hoan'ny sampana zokiny)

Mpiandalana: mizara roa ,ny Tokotaniny Ankavanana , ny sisiny ankavia .

ny zavatra misy any amin'ny Fivondronana nefa izao amin'ny sary zao ?
iza no tokono hanitsy na hanohina? fa samy mitazana isika...

hoan'ny 100 Taona vaovao ndao iray Vina.

Address

Farafangana
309

Telephone

+261345160238

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Scomajimp posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Scomajimp:

Share