08/04/2021
Aalahady 18 Avril 2021 izao: fankalazana ny Jobilin'ny Pastora ANDRIATAHINA Ravalimanana Joelson mivady. Ny valopy ho an'ny Zanaka Ampielezana Miadana ZAMI dia azo raisina ao amin'ny Président Zanak'Ampielezana (afaka mandefa hafatra mihafina eto amin'ny pejy na aminy ihany koa).
Koa manainga antsika izay terem-pitiavana tompoko handray anjara.
Mirary soa ho antsika rehetra