Toby Filadelfia Andranoraikitra

Toby Filadelfia Andranoraikitra Mahazahoa aim-panahy Tompoko !

Tongasoa eto amin'ny Pejy ofisialin'ny Tobim-pifohazana Filadelfia Andranoraikitra, natao ity pejy ity mba hifampaherezantsika zanaky ny Fifohazana sy hizarana ny Tenin'Andriamanitra ho antsika.

🀝🀝 Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. 🀝🀝 πŸ“ƒπŸ“ƒ Andeha mba hizara sy hampahatsiahy ireo R...
21/08/2026

🀝🀝 Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. 🀝🀝

πŸ“ƒπŸ“ƒ Andeha mba hizara sy hampahatsiahy ireo Raiamandreny nifandimby tao amin'ny tantaran'ny Toby Filadelfia Andranoraikitra indray isika aloha ry Havana πŸ“ƒπŸ“ƒ

🀝Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika 🀝Efa manakaiky tokoa ry Havana ny Isankerintaona f...
20/08/2026

🀝Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika 🀝

Efa manakaiky tokoa ry Havana ny Isankerintaona faha 68 taonan'ny Toby Filadelfia Andranoraikitra Fandriana Synodam-Paritany Fisakana.

Teny faneva: "Ary aoka ho masina ho Ahy hianareo satria masina Aho Jehovah" Lev 20: 26a

Koa manasa antsika rehetra hanomana sahady ny fotoanantsika ary hihaona ampifaliana any amin'ny Toby isika rehetra.

Ho tahian'Andriamanitra.

06/08/2026

πŸ˜‡πŸ˜‡ Indro omena antsika koa ny hira fanevan'ny Jobily faha 80 taon'ny Tobilehibe Farihimena izay irafetan'ny Toby Filadelfia Andranoraikitra. πŸ˜‡πŸ˜‡


Address

Andranoraikitra Fandriana
Fandriana
308

Telephone

+261342857270

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toby Filadelfia Andranoraikitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Toby Filadelfia Andranoraikitra:

Shortcuts

Share