F J K M Fit Ampasina Maningory Fanantenana SPAAV 02

F J K M  Fit  Ampasina Maningory Fanantenana SPAAV 02 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from F J K M Fit Ampasina Maningory Fanantenana SPAAV 02, Presbyterian Church, Fenerive Est/Ampasina Maningory, Fénérive-Est.

Ho voninahitr'Andriamanitra dia hotanterahina ny Alahady 03 Desambra izao ny Fitrotroana am-bavaka na (Alahadin'ny Mpita...
18/11/2023

Ho voninahitr'Andriamanitra dia hotanterahina ny Alahady 03 Desambra izao ny Fitrotroana am-bavaka na (Alahadin'ny Mpitandrina mianakavy eto @ FJKM Fitandremana Ampasina Maningory Fanantenana, koa manasa anao fiangonana zanakampielezana, hiaraka hanome voninahitra an'Andriamanitra! Misaotra mialoha Tahin'iJesoa!

Asam-pifohazana eto anivon'ny Fitandremana!
05/08/2023

Asam-pifohazana eto anivon'ny Fitandremana!

18/06/2023

Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko? Jehovah no miandany amiko, sady mamonjy ahy, Ary Izaho ho faly hahita ny amin'izay mankahala ahy. Tsara ny mialoka amin'i Jehovah. Noho ny mialoka amin'ny olona. Tsara ny matoky an'i Jehovah, noho ny mpanapaka Salamo 118.6-8.

05/06/2023

"Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin'Andriamanitra ao amin'izay niantsoana azy avy". I Kor. 7/24.

"Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina" Oha. 31 /30b. Miarahaba ny Reny rehetra nahatratra ny andro a...
04/06/2023

"Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina" Oha. 31 /30b. Miarahaba ny Reny rehetra nahatratra ny andro androany, mirary soa sy ny fety sambatra!

Volana vaovao, Lohahevitra vaovao koa no iainantsika @ ity volana Jona ity dia " IORENAN'NY FAHAFAHANA NY TOMPO" Miaraha...
01/06/2023

Volana vaovao, Lohahevitra vaovao koa no iainantsika @ ity volana Jona ity dia " IORENAN'NY FAHAFAHANA NY TOMPO" Miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra ny Mpitandrina, mivady ary ireo biraom-piangonana!

29/05/2023

Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Ry zanak'olona, ny rahalahinao, eny, ny rahalahinao no andraikitrao*, dia ny taranak'Isiraely rehetra, izay nitenenan'ny mponina any Jerosalema hoe: Manalavira an'i Jehovah; izahay no nomena ity tany ity ho lova.[* Na: iray firazanana aminao] Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Na dia nampandehaniko lavitra any amin'ny jentilisa aza izy ka naeliko tany amin'ny tany maro, dia ho fitoerana masina ho azy vetivety* Aho any amin'ny tany izay alehany.[* Na: kely ho azy] Koa lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Hovoriko avy any amin'ny firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin'ny tany izay nampielezana anareo, ka homeko ny tanin'ny Isiraely ianareo. Ary ho tonga ao izy ka hanaisotra ny zava-dratsiny rehetra sy ny fahavetavetany rehetra. Dia homeko fo iray izy, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin'ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy, mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny. Fa ny amin'izay manana fo manina ny zava-dratsiny* sy ny fahavetavetany, dia hatsingeriko ho eo an-dohany ihany ny nataony**, hoy Jehovah Tompo.[*Hebreo: manaraka ny fon'ny zava-dratsiny, Hebreo: lalana] — Ezekiela 11 : 14 - 21

Fankalazana an'Andriamanitra (Pentekosta) teto @ fitandremana Ampasina Maningory. Misaotra ireo Kristiana tonga maro na ...
28/05/2023

Fankalazana an'Andriamanitra (Pentekosta) teto @ fitandremana Ampasina Maningory. Misaotra ireo Kristiana tonga maro na dia teo aza ny haratsiany toetr'andro! Ho tahin'i Jesoa Kristy aby é!

Address

Fenerive Est/Ampasina Maningory
Fénérive-Est

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F J K M Fit Ampasina Maningory Fanantenana SPAAV 02 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share