FJKM Ampasimbola II. SP 02

FJKM Ampasimbola II. SP 02 FJKM Ampasimbola II SPAAV-02

"MIJOROA AMIN'NY FINOANA"Mofon'aina 01 Aogositra 2023
01/08/2023

"MIJOROA AMIN'NY FINOANA"
Mofon'aina 01 Aogositra 2023

Mofon'aina 31 Jolay 2023
31/07/2023

Mofon'aina 31 Jolay 2023

Famaranana ny Fihaonam-be nasionaly Sampana Fivondronana Laika
11/08/2022

Famaranana ny Fihaonam-be nasionaly Sampana Fivondronana Laika

Fametrahana Vato fehizoro Fiangonana Ambodifolera, iray amin'ireo Fiangonana 14 ato anatin'ny Fitandremana
22/06/2022

Fametrahana Vato fehizoro Fiangonana Ambodifolera, iray amin'ireo Fiangonana 14 ato anatin'ny Fitandremana

Fanokanana ho Mpandray Fanasan'ny Tompo ny Katekomena Andiany FAHAZAVANA nandritra ny fankalazana ny Pentekosta
05/06/2022

Fanokanana ho Mpandray Fanasan'ny Tompo ny Katekomena Andiany FAHAZAVANA nandritra ny fankalazana ny Pentekosta

Ny Sampana Tanora Kristiana Fitandremana Ampasimbola 2
05/06/2022

Ny Sampana Tanora Kristiana Fitandremana Ampasimbola 2

Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny fizarana Tetik'asa Ankizy Krismasy sy fanomezana ho an'ny Sekoly Alahady teto amin'...
28/05/2022

Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny fizarana Tetik'asa Ankizy Krismasy sy fanomezana ho an'ny Sekoly Alahady teto amin'ny Fitandremana Ampasimbola 2.

13/03/2022

Sekoly Alahady Fitandremana

Ady fototra trano Fiangonana eto amin'ny FJKM Ampasimbola 2. Mafy ny asa miandry sy ny fitadiavana ny ho enti-manana kan...
28/02/2022

Ady fototra trano Fiangonana eto amin'ny FJKM Ampasimbola 2. Mafy ny asa miandry sy ny fitadiavana ny ho enti-manana kanefa matoky sy mino. NY HERIN'ANDRIAMANITRA NO HIANKINANA HAHATANTERAHANA IZANY.

Fanamasinana fanambadiana notanterahina teto amin'nt Fiangonana Ambodivoanio, Fitandremana Ampasimbola 2: "an'ny malalak...
27/02/2022

Fanamasinana fanambadiana notanterahina teto amin'nt Fiangonana Ambodivoanio, Fitandremana Ampasimbola 2: "an'ny malalako aho, ary ahy ny malalako". Ton Sol 6.3a

Ny alahadin'ny Mpitandrina
26/02/2022

Ny alahadin'ny Mpitandrina

Fiangonana Ambodifolera. Iray amin'ireo Fiangonana 14 ato anatin'ny Fitandremana
26/02/2022

Fiangonana Ambodifolera. Iray amin'ireo Fiangonana 14 ato anatin'ny Fitandremana

Address

Vohilengo
Fénérive-Est

Telephone

+261341380924

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ampasimbola II. SP 02 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share