VDKT Offisialy - Diosezin'Antsiranana

VDKT Offisialy - Diosezin'Antsiranana Federation Diocézaine Catholique des Jeunes

23/05/2026
20/05/2026

🙏TSARA ZALA TANORA ÈH📢

Araka ny fa aintsika dia hiatriky ny JMJ DIOSEZY atsika Tanora ny Diosezy ny Antsiranana izay atao agny SAMBAVA.
kay nohony zegny andaia agnatriky la croix ny JMJ DIO atsika afaka andro vitsy!

Programme @ fagnateragna La Croix:

* Jeudi le 21 Mai 2026: la messe 6h izay tarihiny Archevêque ntsika izay atao @ église Notre Dame ( Tanambao )

* Vendredi le 22 Mai 2026: Amin’ny 7h no Fialagna eto Antsiranana izay hitondrasagna io La croix io ho agny SAMBAVA… manoloagna zegny mijanogno Anivorano 10h misy fiaragna mivavaka kely, vita zegny mandaia ka mijanogno Ambilobe ny 12h misy fiarahagna mivavaka ihany koa, miala Ambilobe dia AMPANEFIAGNA ary matory ao.

*Samedi le 23 Mai 2026: Marandraigny miala AMPANEFIAGNA, Direction SAMBAVA ANTANIFOTSY,

- Après-Midi ny 23 Mai 2026: Famitrahagna ny La croix ny JMJ DIO ao SAMBAVA CENTRE!

Eto dia mbola magnentagna atsika jiaby tanora mba hoavy maro 🙏🙏🙏

Mômôoooooooooo!!!!!!!!!!





📣 TSARA ZALA TANORA È📢Mbolatsara Atsika jiaby!🙏Ambara @ ntsika @ Fomba officiel fa ny le 26 au 30 Août 2026 ny JMJ DIOCÈ...
26/02/2026

📣 TSARA ZALA TANORA È📢

Mbolatsara Atsika jiaby!

🙏Ambara @ ntsika @ Fomba officiel fa ny le 26 au 30 Août 2026 ny JMJ DIOCÈSE andiany faha 7

🙏Araka izany dia misokatra ny fisoratana hanarana aminy sarany 50.000Ar na 250.000Fmg

* ka toy izao no fomba fanoratana anarana, manomboko zioty fa mety manoratra agnarana magnefa 10.000Ar, izany dia mifarana @ le 20 Avril 2026

* ny 15 Juillet 2026 kosa no farany hagnifagna ny 40.000Ar

🙏Fa misokatra koa ny concours logo sy Hira faneva ny JMJ Diocèse

* Critère @ Logo dia ahitana famantarana ny tanana ny SAMBAVA

* Critère HIRA Faneva: hira afaka hirain’olo jiaby sady mba manentana ny tanora!

Kay magnentagna atsika tanora mba andaia fa soboko anao koa tsy andaia è!!!

Mômôôôôôôôôô!!!!!!!!!


Tanora ô🙏🙏
08/02/2026

Tanora ô🙏🙏

JMJ MADA XI 2026

Manao ahoana ny fanomanana amintsika any ?
Aza manjehy ny andro ho lava fa tsy hitahita dia tonga ilay fotoan-dehibe a ☺️ . Aza miandry farany vao mikoropaka misoratra anarana, izay efa samy manana ny fandaminana isaky ny Diosezy sy Paroasy any.

200 andro sisa dia tonga ny JMJ Mada 2026 , koa mirary antsika hatrany ho tsara fiomanana amin'ny lafiny rehetra.

Janvier 2026Voalohany,  dia faly miarahaba atsika jiaby Tanora nahatakatra ity taona vaovao 2026 ity🙏Tao-mpahasoavana ho...
15/01/2026

Janvier 2026

Voalohany, dia faly miarahaba atsika jiaby Tanora nahatakatra ity taona vaovao 2026 ity🙏

Tao-mpahasoavana hoantsika ity kay aoka samby andray izany fahasoavana izany araka ny sitrapôn’Andriamanitra atsika jiaby tanora🙏🏽

Faharoe, efa misokatra ny fisoratana anarana hoantsika izay andaia JMJ MADA XI agny TOAMASINA, 70.000Ar na 350.000Fmg ny Sara-mpisoratana agnaragna, efa agny @ président ny tanora isaka ny Église Iraka ny fiche d’inscription ntsika kay mila mahafeno zegny lay olo manoratra agnaragna sy magnefa vola

Fahatelo sady farany, araka ny tapaka ntsika tamin’ny Antenimiera ny tanora 2025, ny hoe mijanogno Ambilombe atsika tanora jiaby andaia JMJ MADA XI hagnano fagnomana-mpanahy, kay noho zegny nagnano fitsidiana ny tagny Ambilombe ny birao ny Vovonan’ny Tanora ato amin’ny Diosezy Antsiranana taminy Dimanche le 11Janvier 2026 lasa teo, nikoragna momba zegny JMJ MADA XI zegny, fanamariagna fitsidiana voalohany natao izy ty fa mbola misy ny faharoa…

ity ny Page ntsika Abonné vous fa ato atsika mahita ny vaovao sy fanamariagna momba ny JMJ MAD XI agny TOAMASINA

Misaotra atsika jiaby ary mangataka ny Meva!

Mômôôôôôôôôôôôôôôôôôôô!!!!!!!!!!

TSARA ZALA TANORA ÈÈÈÈÈÈ!!!!!!!!


27/11/2025
🇻🇦 JMJ 2023 - LISBONNE PORTUGAL 🇵🇹Nifarana hatreo ny fivahinianana masina, ka  Lamesa fanirahana notarihin'i Papa Franço...
07/08/2023

🇻🇦 JMJ 2023 - LISBONNE PORTUGAL 🇵🇹

Nifarana hatreo ny fivahinianana masina, ka Lamesa fanirahana notarihin'i Papa François teto Parque Tejo Lisbonne.
Ny JMJ iraisam-pirenena manaraka amin'ny 2027 dia ho tanterahina any Séoul (COREE DU SUD) 🇰🇷

Mankasitraka atsika jiaby niara-niombom-bavaka tamin'ny délégation FAHAZAVAN'I MADAGASIKARA🇲🇬.

Address

Diégo-Suarez

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VDKT Offisialy - Diosezin'Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to VDKT Offisialy - Diosezin'Antsiranana:

Share