FPVM Ambohitravao Fahazavana

FPVM Ambohitravao Fahazavana FPVM à Carion Manjakandriana

Ny anio 🙏🏻🥰😁
25/05/2026

Ny anio 🙏🏻🥰😁

miandry anareo izahay e😁❤️
23/05/2026

miandry anareo izahay e😁❤️

Mampahafantatra anareo indray izahay eto Ambohitravao ny amin'ny Garden Party manaraka izay atao ny Lundi de Pentecôte🙏🏻❤️
Manasa anareo ho tonga maro🤗

Salama tompoko, manasa anareo handray anjara amin'ity billet karakarainay ity❤️
25/04/2026

Salama tompoko, manasa anareo handray anjara amin'ity billet karakarainay ity❤️

Mampahafantatra anareo indray izahay eto Ambohitravao ny amin'ny Garden Party manaraka izay atao ny Lundi de Pentecôte🙏🏻...
22/04/2026

Mampahafantatra anareo indray izahay eto Ambohitravao ny amin'ny Garden Party manaraka izay atao ny Lundi de Pentecôte🙏🏻❤️
Manasa anareo ho tonga maro🤗

Deraina Jesosy e🙏🏻❤️Misaotra antsika rehetra Tonga omaly alatsinain'ny P***a teto amin'ny Fiangonana Ambohitravao Fahaza...
07/04/2026

Deraina Jesosy e🙏🏻❤️
Misaotra antsika rehetra Tonga omaly alatsinain'ny P***a teto amin'ny Fiangonana Ambohitravao Fahazavana.
Misaotra ihany koa ny SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy tonga nanao fiderana sy nanohana ny antsonay.

Maro ny kilalao notanterahina omaly, tao ihany koa ireo olona maro nahazo Lots izay nosarihana.
Mankasitraka feno anareo rehetra tsy misy an-kanavaka.
Andriamanitra homba sy hitahy, mirary soa tompoko dia tahin'Andriamanitra manokana daholo.

Ny naka ny sary Harifidy Fanevady 📸

Ankotran'ny Jono tavoahangy sy ny loto dia nisy ihany koa ny fifaninanana misakafo ka nahazahoana loka🤗😁
06/04/2026

Ankotran'ny Jono tavoahangy sy ny loto dia nisy ihany koa ny fifaninanana misakafo ka nahazahoana loka🤗😁

Efa vonona izahay handray anareo tompoko 🤗Misy varotra ato ary kilalao maro isan-karazany ahazahoana kojakoja sns...Tahi...
06/04/2026

Efa vonona izahay handray anareo tompoko 🤗
Misy varotra ato ary kilalao maro isan-karazany ahazahoana kojakoja sns...
Tahian'ny Tompo e🙏🏻

Manantena ny fahatongavantsika rehetra e😁Efa hita ao anaty Maps ny Fiangonana Ambohitravao raha toa tsy mbola mahita lal...
05/04/2026

Manantena ny fahatongavantsika rehetra e😁
Efa hita ao anaty Maps ny Fiangonana Ambohitravao raha toa tsy mbola mahita lalana ianao🤗

Rahampitso ny fotoana oh❤️😁
05/04/2026

Rahampitso ny fotoana oh❤️😁

Kilalao sy fiderana be ny Lundi de Pâques fa tongava maro daholo e❤️🥰

efa manakaiky ny fotoana, aza adino🙏🏻🥰
23/03/2026

efa manakaiky ny fotoana, aza adino🙏🏻🥰

Kilalao sy fiderana be ny Lundi de Pâques fa tongava maro daholo e❤️🥰

Address

Carion

Telephone

+261331232727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Ambohitravao Fahazavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share