FJKM Ambohinierana Fanantenana

FJKM Ambohinierana Fanantenana Seraseran'ny fiangonana sy ny tanindrazana iombonana Ambohinierana

31/12/2020

Mirary taona vaovao 2021 ho antsika rehetra.

Efa mandroso dia mandroso ny asa fananganana ny rihana, mbola lavitra ny ezaka. Noho izany manasa anao izahay mba hanatr...
29/02/2020

Efa mandroso dia mandroso ny asa fananganana ny rihana, mbola lavitra ny ezaka. Noho izany manasa anao izahay mba hanatrika ny seho ara-pilazantsara izay tontosain'ny MIANTSA FIDERANA izay hatao ao amin'ny FJKM ARIVONIMAMO ny Alahady 8 Marsa amin’ny 2 ora sy sasany.
Ny valopy dia azonao raisina ao amin'ny fjkm Ambohinierana na any amin'ny SLK avy ao amin'ny FJKM ARIVONIMAMO.
Mpanohana :SLK FJKM ARIVONIMAMO
Sonorisation Imamo Actif Sono

29/12/2019
Manainga antsika taranakin'ny Fiangonana Ambohinierana Fanantenana rehetra hiara-hiombom-bavaka sy hankalaza ny fetin'ny...
15/09/2019

Manainga antsika taranakin'ny Fiangonana Ambohinierana Fanantenana rehetra hiara-hiombom-bavaka sy hankalaza ny fetin'ny taranaka eny an-toerana .
" Aza mba manadino ny tanindrazanao "

Manentana antsika rehetra zanaky ny FJKM AMBOHINIERANA FANANTENANA fa ny fetin'ny taranaka dia hatao ny Alahady 6 Oktobra 2019 ho avy izao.

Maro amintsika no efa nilaza fa tsy maintsy ho avy na dia ireo tena lavitra aza. Samia ary mandray anjara amin'ny fizarana ity publication ity amin'ireo zanak'Ambohinierana fantatrao.

Manentana antsika rehetra zanaky ny FJKM AMBOHINIERANA FANANTENANA fa ny fetin'ny taranaka dia hatao ny Alahady 6 Oktobr...
15/09/2019

Manentana antsika rehetra zanaky ny FJKM AMBOHINIERANA FANANTENANA fa ny fetin'ny taranaka dia hatao ny Alahady 6 Oktobra 2019 ho avy izao.

Maro amintsika no efa nilaza fa tsy maintsy ho avy na dia ireo tena lavitra aza. Samia ary mandray anjara amin'ny fizarana ity publication ity amin'ireo zanak'Ambohinierana fantatrao.

Efa vonona
24/08/2019

Efa vonona

26/12/2018

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra !

Address

Ambohinierana
Arivonimamo

Telephone

+261346962366

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohinierana Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share