31/05/2026
Miarahaba anareo reny rehetra nahatratra ity fetinareo ity🥰😍
Mahatsiaro manokana an'ireto Neny ato anatin'ny sampana Chorale FPVM Arivonimamo ireto izahay amin'ity Andro androany ity🎉. Mirary soa sy fahasalamana hatrany ho an'i Neny tianay be ianareo❣️😇
==> " Koa ankehitriny anaka, aza matahotra; hataoko aminao izay rehetra angatahinao; fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko fa vehivavy tsara ianao. Rota 3 : 11"❣️❤️