SVM FJKM Manankasina Fihavaozana

SVM  FJKM Manankasina Fihavaozana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SVM FJKM Manankasina Fihavaozana, Church of Christ, Manankasina, Arivonimamo.

14/04/2026

Aza adino ny fotoantsika ry havana vokadehibe vokovoko manga faritra andrefana synodamparitany arivonimamo vaovao ny sabotsy 18aprily 2026 manomboka amin'ny sivy ora maraina ny fotoampivavahana aorian'izay ny fifaninanana hira sy sy soradihy ao amin'ny AMAFI TONGAVA MARO E

Kanefa amin'izany rehetra izany dia maoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika Romana 8.37 miarahab...
06/04/2026

Kanefa amin'izany rehetra izany dia maoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika Romana 8.37 miarahaba antsika rehatra nahatratra ny P***A
ry havana misaotra ny tompo izahay fa vita soa ny fanamina SVM ary nentina ambavaka anio p***a mba ho fanaka masina ho ampiasaina hanomezamboninahitra an'Andriamanitra

Address

Manankasina
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SVM FJKM Manankasina Fihavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share