FItandremana Kristy Mpanjaka Betafo/Manjaka Arivonimamo

FItandremana Kristy Mpanjaka Betafo/Manjaka Arivonimamo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FItandremana Kristy Mpanjaka Betafo/Manjaka Arivonimamo, Religious organisation, Arivonimamo.

23/03/2025
01/10/2024
13/03/2024

Araka ny fanapahan-kevitry ny biraon'ny zanakampilezana nivory androany alarobia 13 mars 2024 dia ny alahady 24 mars 2024 ny fanopoampivavahana fanaontsika eny ambatomirahavavy espace roy,samy mitondra sakafo atoandro izay sahaza azy avy isika,ny fotoana dia manomboka amin'ny 9ora maraina,koa mifampilazaha isika rehetra mpianakavy ao amin'ny Tompo.

22/10/2023

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny fotoana androany 22 octobre 2023

16/10/2023

Alahady 22 Oktobre 2023 eny Antaboaka Arivonimamo II ,fiarahan'ny zanaka Ampielezana sy ny fitandremana Betafo sy Manjaka,manomboka amin'ny 9ora maraina ny fotoam-pivavahana.Tongava maro.
"Miorena mafy tsara,aza miova"

Address

Arivonimamo
112

Telephone

+261331467840

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FItandremana Kristy Mpanjaka Betafo/Manjaka Arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FItandremana Kristy Mpanjaka Betafo/Manjaka Arivonimamo:

Share