Kômity 25 taona Mpitandrina FJKM Ambohinierana Fanantenana

Kômity 25 taona Mpitandrina FJKM Ambohinierana Fanantenana Kômity mpikarakara ny tsingerintaona faha 25 taona ny Mpitandrina RANARIVONY Nantenaina Harimanana (FJKM Ambohinierana Fanantenana)

29/01/2023
29/01/2023
06/11/2022

'ny
-pilazantsara

 'I         -          "Ary Jesosy izay toriko aminareo, hoy Izy, no Kristy." Asa 17 : 3    Ho fanohanana ny Jobily vola...
03/11/2022

'I
-


"Ary Jesosy izay toriko aminareo, hoy Izy, no Kristy." Asa 17 : 3

Ho fanohanana ny Jobily volafotsy maha Mpitandrina an'i .

Ny Komity faha 25 taona ny Mpitandrina dia faly manasa antsika rehetra zanakin'ny Fiangonana sy ireo Zanak'ampielezana rehetra ho tonga hifanotrona aminay ny ➡️ALAHADY 06 NOVEMBRE ho avy izao.

Ka toy izao ary ny fandaharam-potoana mandritra izany :

👉 Maraina @ 09 Ora sasany⏰
- FANOMPOAM-PIVAVAHANA 🙏 sady FANDRAISANA FANASAN'NY TOMPO

👉 SAKAFOM-PANKASITRAHANA 🍹🍗🍽️

👉 @ 1ora tolak'andro ⏰
- HIRA GASY ARA-PILAZANTSARA iarahana @ 'NY

"Ary na inona na inona ataonareo, dia ataovy amin'ny rahaka an'ny Tompo fa tsy hoan'ny olona" ( Kol 3 : 23)

Ho Voninahitr'Andriamanitra irery ihany. 🙏

Isaorana an'Andriamanitra lehibe fa tontosa ny ALAHADY 09 OCTOBRE 2022 lasa teo ny hetsika fitadiavam-bola izay nokaraka...
12/10/2022

Isaorana an'Andriamanitra lehibe fa tontosa ny ALAHADY 09 OCTOBRE 2022 lasa teo ny hetsika fitadiavam-bola izay nokarakarain'ny fikambanan'ny zanak'ampielezana ho fanohanana ny jobily faha 25 taona ny Mpitandrina RANARIVONY NANTENAINA Harimanana Mivady
Antsam-piderana niarahana t@
'ny sy ny

Natao tao @ 👉 FJKM Kristy Velona Andavamamba
Isaorana indrindra ireo mpandray anjara sy isika rehetra tonga nanotrona 🙏
Samia ho tahin'Tompo daholo e!

Address

Ambohinierana
Arivonimamo

Telephone

+261349264421

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kômity 25 taona Mpitandrina FJKM Ambohinierana Fanantenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Kômity 25 taona Mpitandrina FJKM Ambohinierana Fanantenana:

Share