Jesosy Mamonjy Antsohihy

Jesosy Mamonjy Antsohihy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jesosy Mamonjy Antsohihy, Church, Antsohihy.

F A R I T R A • S O F I A🔴 Fitoriana FIlazantsara lehibe, miaraka amin'ny Fijoroana vavolombelona fahitana ny helo sy ny...
31/03/2025

F A R I T R A • S O F I A

🔴 Fitoriana FIlazantsara lehibe, miaraka amin'ny Fijoroana vavolombelona fahitana ny helo sy ny lanitra, eto amin'ny Fiangonana JESOSY MAMONJY ANTSOHIHY

🔴 Zoma 4 sy Sabotsy 5 ary Alahady 6 Avril 2025

TONGAVA MARO


F A R I T R A • S O F I A🟢 Antsoina ny Mpanompon'Andriamanitra JESOSY MAMONJY manerana ny Faritra SOFIA rehetra mba ho t...
29/03/2025

F A R I T R A • S O F I A

🟢 Antsoina ny Mpanompon'Andriamanitra JESOSY MAMONJY manerana ny Faritra SOFIA rehetra mba ho tonga hivory eto amin'ny Renivohim-paritra Antsohihy, ny 8 hatramin'ny 11 Avril 2025.

✅ Zava-dehibe ny hodinihina amin'izany mahakasika ny fampandrosoana ny asan'Andriamanitra.

TONGAVA SOA DAHOLO.


© NOELY ANTSOHIHYFaly manasa antsika rehetra hanatrika ny Tranom-bahin'ny Noely ; izay atao eto amin'ny fiangonana JESOS...
19/01/2025

© NOELY ANTSOHIHY

Faly manasa antsika rehetra hanatrika ny Tranom-bahin'ny Noely ; izay atao eto amin'ny fiangonana JESOSY MAMONJY Antsohihy.

✅ 26 Janvier 2025
✅ 9h Fanompoana feno voninahitra
✅ 1h Fiderana iombonana


06/10/2024

HETSIKA LEHIBE FAMOHAZANA NY RENIVOHITRY SOFIA
izay ivondronan'ny Mpitory Filazantsara
ny 15 Octobre hatramin'ny 10 Novembre
eto ANTSOHIHY

15-20 Oct. Ambalafary
22-27 Oct. Tafiapatsa
29-03 Nov. Mahadera
05-10 Nov. Faobe mitety tanana

Fitahiana, Vahaolana, Famonjena,Fahagagana ny rehetra
TONGAVA MARO ! Omeo anjara izahay hampita aminao ny tanjon'Andriamanitra.

Address

Antsohihy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Antsohihy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category