ACCES -FJ

ACCES -FJ Association Chretienne des Cadres et Élites de la Sofia, FJKM

27/09/2023

FSPE 2023 à BEFOTAKA AVARATRA

27/09/2023

Fifaninanana Hira Salamo

Fifaliana ho Ahy no manao izao publication izao, Vita saomantsara nohon’ny fasoavan’Andriamanitra ny fankalazana faha 49...
31/08/2023

Fifaliana ho Ahy no manao izao publication izao,
Vita saomantsara nohon’ny fasoavan’Andriamanitra ny fankalazana faha 49 taonan’ny FSPE izay natao tao Befotaka Avaratra, isaoragna manokana ny ezaka nataontsika mpikambana ato amin’ny ACCES-FJ, mangataka ny amin’ny taona 2024, mankalaza ny faha 50taona FSPE isika amin’io, ka mangataka ny tolotanana amintsika rehetra ho voninahitry Andriamanitra Tompontsika, dia samy ho tahin’ny Tompo aby isika.

Mankasitraka, mankateliñy ny amin'ny fandraisantsika anjara mavitriky tamiin'ny fañatantirahaña ny Tsaboraha Masiñy nits...
13/07/2023

Mankasitraka, mankateliñy ny amin'ny fandraisantsika anjara mavitriky tamiin'ny fañatantirahaña ny Tsaboraha Masiñy nitsabontsika teto Antsohihy. Samia Tahinjañahary aby e!

Akon'ny Tsaboraha Masiñy
13/07/2023

Akon'ny Tsaboraha Masiñy

11/07/2023
06/07/2023

Amaraiñy ny fotoaña. Tandriñeso tsarabe ny hafatra.

Address

Antsohihy
407

Telephone

+261346690101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ACCES -FJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to ACCES -FJ:

Share