Sinaody ACUA miaradia

Sinaody ACUA miaradia Pour une Eglise sinodale

26/03/2022

sinaody aby antsika Jiaby eh,
ireto avy ireo fanontaniana sisa aminy Dingana 1:
Fianakaviana "Eglise kely miara-mivavaka,mandalina ny finoana"

Momba ny fandalinam-pinoana

1-a/Inona ny hataontsika hanampiana ny sekolintsika manoloana ny fandalinam-pinoana?
b/Inona no mila hatsaraina?

2-a/Manana Baiboly ve ianao ary avy namaky azy ve?
b/Mety ho azo tanterahina ve ny hampijoroana isaky ny Eglizy ny Fiombonan'ny mpitia Baiboly ka ny katesista "Misioneran'ny Tenin'Andriamanitra" no hanentana azy?
c/Manomeza koa sosokevitra hafa mifandraika amin'izany!

3-a/Eglizy velona sahala amin'ny ahoana no tiantsika hajoro amin ny nouveau depart?
b/Akory ny ataontsika mba ho Eglizy miady amin ny tsy rariny?

RQ:Asio numero isaka ny valiny
ohatra 2–a/Manana...b/Azo...

Mazotoa daholo mamaly fa tena ilaina ary tena manandanja ny valinteninareo

Ho ela velona ao am-pontsika anie Jesoa...

Address

UNIVERSITE NORD ANTSIRANANA
Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sinaody ACUA miaradia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share