Sampana miadidy ny Ankizy FMN

Sampana miadidy ny Ankizy FMN Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampana miadidy ny Ankizy FMN, Religious organisation, Tanambao V, Antsiranana.

08/11/2025
TSARA HO FANTATRA EO ANIVON'NY SAMPANA SEKOLY SABATA Miarahaba antsika rehetra mpiandraikitra indrindra fa isika mpampia...
25/10/2025

TSARA HO FANTATRA EO ANIVON'NY SAMPANA SEKOLY SABATA

Miarahaba antsika rehetra mpiandraikitra indrindra fa isika mpampianatra lesona amin'ny kilasy zaza minona -------- ankizy kely
Manomboka amin'ny taona 2026 dia tsy misy lesona ho an'ny zaza bodo ilay nahazatra antsika hatramin'izay fa hiova toy izao ny firafitry:
0-12 mois zaza minona
1,2,3 taona zaza kely
4,5,6 taona KILONGA
7,8,9 Ankizy
Ireo no tsara ho fantatra eo anivon'ny sampana sekoly Sabata, entano ireo RAD mba hividy lesona mifanaraka amin'ny taonany zaza.

Ny Departemantan'ny MINENF FMN

MINENF Sambava mitambatra Mirary soa feno fitahiana ho antsika rehetra
30/08/2025

MINENF Sambava mitambatra
Mirary soa feno fitahiana ho antsika rehetra

21/07/2025

Miaraha antsika rehetra
Indro ny hira faneva ho ataotsika mandritra ny Camp de Métiers aty Antsiranana, ianaro ary zarao

https://youtu.be/8XghxvmHK8I

Andro maneran-tany iadiana amin'ny tsy fampiasana tsaiky Nandray anjara mavitriky ny talen'ny Departemantan'ny MINENF FM...
18/07/2025

Andro maneran-tany iadiana amin'ny tsy fampiasana tsaiky

Nandray anjara mavitriky ny talen'ny Departemantan'ny MINENF FMN niaraka tamin'ireo mpiara-miasa, nahazo fanasana manokana ny Pasteur District Antsiranana Pasteur Charlot RAZAFINIKALO. Tsapa sy hita nandritra ny fankalazana ny andro manerantany iadiana amin'ny fampiasana ankizy ity, fa manohana izany tanteraka ny fiangonana Advantista Mitandrina ny andro faha-7.

15/07/2025

Photo du Jour
Mme le Préfet d'Antsiranana TSIRINARY Jahdà Hermine
Mme Département MIFEM FMN RAVAOHARISOA Annie Eyma
Mme Département MINENF FMN RAZAFINDRAVAOMANANTSOA Imanoela Peniela
Pasteur Charlot RAZAFINIKALO eo anivon'ny fiangonana Adventiste

Araho tsy tapaka ny Pejin'ny Préfecture d'Antsiranana, aza adino ny manindry suivre manao j'aime ary partage

Nanamafy ny fiaraha-miasa eo anivon'ny prefektioran'i Antsiranana ny fiangonana Advantista Mitandrina ny andro faha-7 ta...
09/07/2025

Nanamafy ny fiaraha-miasa eo anivon'ny prefektioran'i Antsiranana ny fiangonana Advantista Mitandrina ny andro faha-7 tamin'ny Departemantan'ny MIFEM/MINENF. Nanao fitsidihana ara-panajana tao amin'ny bureau fiasany Rtoa Prefen'ny Antsiranana TSIRINARY Jahdà Hermine izy ireo androany 09 Jolay, ho fampahafantarana ny hetsika camp des Métiers izay atao ny 28 jolay - 4 Aogositra 2025 eto Antsiranana. Tanora vavy 10-20 taona (jeunes filles) 300 avy amin'ny faritra DIANA/SAVA no hisitraka fiofanana mandritra io fotoana io.

Vonona hanohana ny fiangonana Advantista amon'izay azo ifanampiana ny Prefen'ny Antsiranana TSIRINARY Jahdà Hermine araka ny fanazavana nataony.

IMPACT 2025 J-2Deraina ny tompo fa mizotra am-pilaminana . spécial ankizy.rehefa vita ny fampianarana .Raikitra ny fanao...
23/05/2025

IMPACT 2025
J-2
Deraina ny tompo fa mizotra am-pilaminana . spécial ankizy.rehefa vita ny fampianarana .
Raikitra ny fanaovana coloriage sy filalaovana Mot croisé .
( Site tanambao centre )
Merci beaucoup cheftaine mpiara miasa rehetra

Crédit photo : Imanoela

IMPACT 2025 AMBILOBE SUDMiara miasa mamita irakaMandray anjara mavitrika ny MINENF ao Ambilobe Sud Crédit photo : Caleb
23/05/2025

IMPACT 2025 AMBILOBE SUD
Miara miasa mamita iraka
Mandray anjara mavitrika ny MINENF ao Ambilobe Sud

Crédit photo : Caleb

IMPACT 2025 ANDIANY VOALOHANY        Ny 12-19 Avril no nanaovany MINENF tao amin'ny district Bealampona conférence, izay...
22/04/2025

IMPACT 2025 ANDIANY VOALOHANY
Ny 12-19 Avril no nanaovany MINENF tao amin'ny district Bealampona conférence, izay hetsika tafiditra agnatiny IMPACT 2025 andiany voalohany. Fitsangatsanganana no namaranana io hetsika io ny alahady 20 avril lasa teo.

GCD Sambava Nord 15 Mars 2025
15/03/2025

GCD Sambava Nord
15 Mars 2025

GCD NA GLOBAL CHILDREN DAY ANTSIRANANA           Amin'izao fahakelin'ny zaza izao no hanabeazana azy ho zaza tia namana ...
15/03/2025

GCD NA GLOBAL CHILDREN DAY ANTSIRANANA

Amin'izao fahakelin'ny zaza izao no hanabeazana azy ho zaza tia namana ary mazotoa mizara amin'ny hafa. Tontosa androany Sabata 15 mars ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Sampana miadidy ny ankizy na Global Children Day izay fotoana natokana hanaovana asa soa amin'ireo zaza mitovy aminy. Vovo-tsavony, savony, lamba ary kiraro no nizarain'ireo MINENF tam''ireo zaza mitovy taona sy ireo RAD tany amin'ny toerana famakiana vato any amin'ny la Star ny maraina teo. " Fiarahamonina voaova" no lohahevitra nentina nankalazana ity hetsika ity ho an'ny taona 2025 , ka manana andraikitra lehibe hanova ireo zaza mitovy aminy eny anivon'ny fiarahamonina ireny ny MINENF.

Marihana fa ity hetsika ity dia atao isan-taona izay eo ambany fiainan'ny Departemantan'ny MINENF sy ny Departemantan'ny Tanora izay tafitra ao anatiny hetsika antsoina hoe : Global Youth Day.

Address

Tanambao V
Antsiranana

Telephone

+261327067185

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana miadidy ny Ankizy FMN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sampana miadidy ny Ankizy FMN:

Share