Amaf Distrika Ambohibary - UAZ

Amaf Distrika Ambohibary - UAZ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amaf Distrika Ambohibary - UAZ, Religious organisation, Ambohibary, Antsirabe.

🚭 Ady @ zava-mahadomelina 🎯🚭❌🚫
26/05/2026

🚭 Ady @ zava-mahadomelina 🎯🚭❌🚫

Camp'Aura 2026 FMC
05/05/2026

Camp'Aura 2026 FMC

13/04/2026
Vakodrazana sy hira gasy
08/04/2026

Vakodrazana sy hira gasy

FILAZAN-DRAHARAHA 1)FIOFANANA ASAFI SY S.S :+Antsoina: Ny loholona, Tale-piangonana, Fil. Asafi sy S.S, Afafi, ary ny PL...
28/03/2026

FILAZAN-DRAHARAHA
1)FIOFANANA ASAFI SY S.S :
+Antsoina: Ny loholona, Tale-piangonana, Fil. Asafi sy S.S, Afafi, ary ny PL sy ireo liana ho @ asa fitoriana rehetra
+Daty: zoma 3,4,5 avril
*Zoma @ 4h no manomboka ao SDA mahazoarivo.
*Sabata tontolo fifadian-kanina sy ambasadeur.
*Alahady avant midy mifarana.

2)KAONFERANSA eny Tsaramody...
-Daty : 23avril-2mai
-Fitsinjarana ny sity isam-piangonana:...
-Asa atao : Fanomanana, Fanatanterahana, Suivie
-Autres...

Points de conférences ASAFI :
Site 5:
1- Petsapetsa: UAZ, Antsoatany
2- Ankelivozona: Anjamana, Gosena
3- Tsaramody: Ps Sosthène, Ambohibary, Ambalavao, Mandrosohasina
4- Ampasipotsy: ANTSAMPANIMAHAZO, Antsira
5- Antivontany: Sambaina, Bemasoandro, Ankazotokona, Nanohazana

3)VAKODRAZANA:
+Ho fanomanana ilay Fitoriana Filazantsara @ alalan'ny Vakodrazana eny Anjamana @ 12 Avril, dia antsoina hianatra hira isika izay liana ka toy izao ny
Fandaharam-potoana manaraka : *Rahampitso Alahady 29 Mars @ 4ora tolakandro, ao @ uaz
*Zoma 03 avril @ 1-2h30 ao @ uaz
*Alahady 5 Avril @ 3h30-5h30 ao @ uaz
*Alakamisy 9 Avril ao Ambohibary (Miaraka @ Mpitsoka Mozika)
*Alahady 12 Avril @ 10h ao Aanjamana

4)MINENF Betafo
Miarahaba antsika Mpitarika MINENF rehetra eto amin’ny Distrikan’Ambohibary ny Filohan’ny
Departemantan’ny MINENF FMC.
Misy Fiofanana manokana izay homena antsika, koa aoka mba hiomana dieny izao isika ary
handamina Programa ka ho tonga mavitrika:
• Daty: Alahady 19 Avrily
• Toerana : Betafo
• Ny Antsoina amin’izany dia ireo Mpiandraikitra MINENF rehetra isam-piangonana ao
anatin’ny Faritra Vakinankaratra 1 sy 2, ka anisan’izany ny eto amin’ny
Distrikan’Ambohibary.

5- JA (Ambassadeur)

Aza adino koa ry tanora namana fa ny Sabata 04 avrily ho avy izao dia ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY AMBASADAORO.

Any @ isam-piangonana no atao ny fankalazana noho ireo programa efa maro mafinindry. Tsara mba manao fanamiana sy ny mifanaraka amin'izany kosa isika any mba ho fotoana miavaka izany.

23/03/2026


RETRAITE SPIRITUELLE MJA & GYD 2026 - TSARAMODY Notanterahina androany Alahady faha 22 Martsa 2026, teny Tsaramody, ny f...
22/03/2026

RETRAITE SPIRITUELLE MJA & GYD 2026 - TSARAMODY

Notanterahina androany Alahady faha 22 Martsa 2026, teny Tsaramody, ny fisintonana ara-panahy ho an'ny tanora teto anivon'ny Distrika Ambohibary sady fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny tanora.

Ny tapany maraina dia nanatanteraka fisintonana ara-panahy sady fiofanana ireo tanora teto anivon'ny Distrika, ka anisan'ny noresahina tao anatin'izany ny mba hahatonga ny tanora tsirairay hitondra fiantraikany tsara eo amin'ny manodidina azy.

Ny tapany folakandro kosa dia fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny tanora, ka nisy ny fandaharana ara-pahasalamana niarahana tamin'i Dr. Brunelle sy fampaherezana avy amin'ny Pasitoran'ny Distrika, Ps. Herman Ratovoarison. Nandritran'izany ihany koa dia ny nisy ny fanomezana natolotra ho fanampiana an'ireo beantitra tao Tsaramody.

Hisaorana Andriamanitra nahatanteraka izany an-tsakany sy an-davany ary hisaorana ihany koa ireo tanora tonga niara-nientana tamin'ny fanatanterahana ny programa rehetra.

MENTORING - FIHAONANA HO AN'NY MPIKATROKA SYL SY CHEF GUIDE PROMOTION 2026Miarahaba an'ise, Ampahatsiahivina isika mpika...
11/03/2026

MENTORING - FIHAONANA HO AN'NY MPIKATROKA SYL SY CHEF GUIDE PROMOTION 2026

Miarahaba an'ise,

Ampahatsiahivina isika mpikatroka SYL sy CHEF GUIDE PROMOTION 2026 rehetra fa ny fivoriana sy fiofanana dia misy isam-bolana, ka ny Alahady fahatelo amin'ny volana no anaovana izany.

Ho an'ity volana Martsa ity dia ny Alahady 15 Martsa 2026 ho avy izao, amin'ny 07 ora - 09 ora maraina, ao amin'ny fiangonana Vohitsoa UAZ.

Manentana antsika mpikatroka rehetra mba samy ho tonga ara-potoana avokoa, ary aoka tsy ho adino ny mitondra fanamiana.

Address

Ambohibary
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amaf Distrika Ambohibary - UAZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share