Fiangonana Advantista Antanivao-Antsirabe

Fiangonana Advantista Antanivao-Antsirabe Pejy natokana manokana hanarantsika ny fandaminana rehetra eo anivon'ny Fiangonana Advantista Antanivao-Antsirabe.

Manasa anao hitsidika matetika fa be ny mahasoa ato.

22/11/2024
22/09/2024
Hasaina isika rehetra hanatrika ny 10 androm-bavaka eto Fiangonana Adventiste Antanivao Antsirabe🕜 :  tolak'andro manomb...
07/01/2024

Hasaina isika rehetra hanatrika ny 10 androm-bavaka eto Fiangonana Adventiste Antanivao Antsirabe

🕜 : tolak'andro manomboka ny alarobia 10 Janoary ho avy izao

Sabata 21 janoary Sabatan'ny  tanora voalohany amin'ny ity taona ity Nisy ny fanolorana ireo mpiandraikitra handrindra n...
22/01/2023

Sabata 21 janoary
Sabatan'ny tanora voalohany amin'ny ity taona ity

Nisy ny fanolorana ireo mpiandraikitra handrindra ny isan- tsokajy sy ny fitondrana am-bavaka ity taom-piasana vaovao ity

Dia mahefa be ry chef sy cheftaine isany amin'ny asan'i Tompo

Isaorana ny Tompo fa tontosa soamantsara teto amin'ny fiangonana Advantista Antanivao Antsirabe ny fankalazana ny sabata...
30/10/2022

Isaorana ny Tompo fa tontosa soamantsara teto amin'ny fiangonana Advantista Antanivao Antsirabe ny fankalazana ny sabata "fiverena an-trano" na ny tetikasa 6.0, nankalazana tamin'io sabata io ihany koa ny tsingeritaona fadimy nitokanana ny fiangonana.

Nisy ny fiharahana misakafo niharahan'ny fiangonana rehetra ary ny sabata hariva dia nahitana antsan-kira sy fizarana isan-karany.

Nifarana  androany ny conference nontanterahana tany Ambotrimanjaka niharahana nanantontosa tamin'ny fiangonana Andohasa...
04/09/2022

Nifarana androany ny conference nontanterahana tany Ambotrimanjaka niharahana nanantontosa tamin'ny fiangonana Andohasahabe

Maro tokoa no nanatrika anizany ary hoentsika ambavaka ny asan'ny fanahy amin'izy ireo

Andro maneran-tany ho an'ny mpisantatra Nahafinaritra ny fankalazana ny andro manerantany ho an'ny mpisantatra teto amin...
21/05/2022

Andro maneran-tany ho an'ny mpisantatra

Nahafinaritra ny fankalazana ny andro manerantany ho an'ny mpisantatra teto amin@fiangonana advantista Antanivao, notronin'ny Tami Est-Gare

Tontosa soamatsara ny fanaovana ny asa sosialy.Nomarihana tamin'ny fikojakojana jaridaina teto amin'ny biraon'ny fonkota...
02/05/2022

Tontosa soamatsara ny fanaovana ny asa sosialy.
Nomarihana tamin'ny fikojakojana jaridaina teto amin'ny biraon'ny fonkotany ambohimena izany.
Ankasitrahana isika tanora rehetra namaly ny antso.
Fiangonana Antanivao Distrika Tsarasaotra

Mandray anjara mavitrika amin'ny lasy dingana voalohany tanterahana eto vinaninkarena ny tanoran'ny Fiangonana Antanivao...
11/04/2022

Mandray anjara mavitrika amin'ny lasy dingana voalohany tanterahana eto vinaninkarena ny tanoran'ny Fiangonana Antanivao Distrika Tsarasaotra Antsirabe

Sabata 09 aprily2022Fandraisana ny fanasan'i Tompo teto amin'ny fiangonana Adventiste Fiangonana Antanivao Distrika Tsar...
10/04/2022

Sabata 09 aprily2022
Fandraisana ny fanasan'i Tompo teto amin'ny fiangonana Adventiste Fiangonana Antanivao Distrika Tsarasaotra Antsirabe

Address

Antanivao
Antsirabe
110

Opening Hours

Wednesday 09:00 - 19:30
Friday 09:00 - 19:30
Saturday 09:00 - 19:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Advantista Antanivao-Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share