Sampana Vokovoko Manga FJKMAmbohimandroso Filadelfia Antsirabe

Sampana Vokovoko Manga FJKMAmbohimandroso Filadelfia Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampana Vokovoko Manga FJKMAmbohimandroso Filadelfia Antsirabe, Religious organisation, Antsirabe.

Fiadanana o.Akaiky ny fotoana an!Honderaina hatrany ny Tompo.
19/06/2024

Fiadanana o.
Akaiky ny fotoana an!
Honderaina hatrany ny Tompo.

Miantso anao ny Tompo.
18/02/2024

Miantso anao ny Tompo.

Rahampitso hariva ny fara fisoratana anaranaFa raha misy tapa kevitra alohan'ny alakamisy dia afaka manoratra anarana at...
31/03/2023

Rahampitso hariva ny fara fisoratana anarana
Fa raha misy tapa kevitra alohan'ny alakamisy dia afaka manoratra anarana ato ihany na ihantso ny laharana 0349106357

SAHIA MANAO TSIA

Mila An'i Jesoa ny fiainan-tsika😌
10/03/2023

Mila An'i Jesoa ny fiainan-tsika😌

Ny Sampana Vokovoko Manga FJKM Filadelfia Antsirabe dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2023 ...
01/01/2023

Ny Sampana Vokovoko Manga FJKM Filadelfia Antsirabe dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2023 ity. Ho taona feno fifaliana sy fahobiazana ary fandresena ao amin'i Jesoa Kristy anie.
"Eny tokoa fahasoavana sy famindrampono hanaraka anao @ andro rehetra hiainanao" Sal 23:6a

18/10/2022
ritra e. Faly miarahaba antsika Reny rehetra nahatratra ity andro lehibe natokana ho anareo ity. Dia faly ny fonay. Arah...
29/05/2022

ritra e. Faly miarahaba antsika Reny rehetra nahatratra ity andro lehibe natokana ho anareo ity. Dia faly ny fonay. Arahaba re ry Neny.
Dihy mirindra raha azo natao.
Anampy koa ny vavaka ho anao.
Mitempo ho anao ny foko.
Akaikinao tsy mba mitoloko.
Lavitra anao tena malahelo.
Ambarako tsy ambara telo.
Lalaiko ianao.
Ahy tsotra izao. ❤❤

Ho an'i Neny malala. Dia samy ho tahin'Andriamanitra avokoa ny Reny rehetra😇😇Ary ho ela velona anie i Neny😘

30/04/2022

Vato manga

05/03/2022

I TIM 4:12 ''Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana.''

04/11/2021

FANDAHARANA MANGA 31 OKTOBRA 2021

Address

Antsirabe

Telephone

+261330996004

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Vokovoko Manga FJKMAmbohimandroso Filadelfia Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share