Ktlm za spafi Antsirabe

Ktlm za spafi Antsirabe fa izahay dia irakan'ny kristy

Aia reee Amin'ny 29May2022 ho avy izao no fotoanatsika ato amin'ny FOKRIFA ANTSIRABE          Grand concert Evangelique ...
16/05/2022

Aia reee
Amin'ny 29May2022 ho avy izao no fotoanatsika ato amin'ny FOKRIFA ANTSIRABE
Grand concert Evangelique
Iarahan'ny TAFAMA MAHAZOARIVO
Za SPAFI ANTANANARIVO
Za SPAFI ANTSIRABE
Tongava marobe fa tsy ho diso Anjara ianao amin'ny fiainam-panahy.

Manomana seho MIAVAKA ho atsika eto Antsirabe izahay za spafi koa tongava maro eeee.Za spafi Antsirabe /za spafi Antanan...
10/05/2022

Manomana seho MIAVAKA ho atsika eto Antsirabe izahay za spafi koa tongava maro eeee.
Za spafi Antsirabe /za spafi Antananarivo/Tafama mahazoarivo

KTLM ZA SPAFI ANTSIRABE       Faly Manolotra anao
04/05/2022

KTLM ZA SPAFI ANTSIRABE
Faly Manolotra anao

Afaka manao comandy hatrany isika zay mbola ts manana
25/04/2022

Afaka manao comandy hatrany isika zay mbola ts manana

Ktlm ZaSpaFi Antsirabe       Hidera sy hankalaza fa tsara jehovah.Ho atsika eto Antsirabe.         Hisy hetsika goavana ...
25/04/2022

Ktlm ZaSpaFi Antsirabe
Hidera sy hankalaza fa tsara jehovah.
Ho atsika eto Antsirabe.
Hisy hetsika goavana hatolotray ho atsika afaka fotoana fohy.

Telo taona lasa izay ity fahatsiarovana ity.
07/03/2022

Telo taona lasa izay ity fahatsiarovana ity.

Hamirapiratan'ny voninahitr'andriamanitra hatrany anie ny fikambanatsika
28/10/2021

Hamirapiratan'ny voninahitr'andriamanitra hatrany anie ny fikambanatsika

Ho anao izay mbola tsa nahazo ity DVD ity.AZA MAGNAHY Volume IMbola ato ny Anjaranao ka aza misalasala mifampiresaka rah...
18/01/2021

Ho anao izay mbola tsa nahazo ity DVD ity.AZA MAGNAHY Volume I
Mbola ato ny Anjaranao ka aza misalasala mifampiresaka raha maniry ny hanana ianao.
Afaka alefany taxie brousse na coulis express ny anareo any am faritra.

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261345314664

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ktlm za spafi Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Ktlm za spafi Antsirabe:

Share