Winner's Youth Fellowship Antsirabe

Winner's Youth Fellowship Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Winner's Youth Fellowship Antsirabe, Religious organisation, Antsirabe.

Zoma 20 Martsa 2026Takariva fitoriana filazantsara nataon'ny Winner's Youth Fellowship Antsirabe teny amin'ny fokontany ...
23/03/2026

Zoma 20 Martsa 2026
Takariva fitoriana filazantsara nataon'ny Winner's Youth Fellowship Antsirabe teny amin'ny fokontany Ampanataovana.

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra n'y amin'ireo fanahy voavonjy πŸ™

18/01/2026

❣️πŸ”₯ Winner's Youth Fellowship Antsirabe πŸ”₯❣️

Miomana amin'ilay Alina hanova zavatra Jakoba Dia nihaona tamin'Andriamanitra Alina iray tahaka izao, ary tsy nijanona h...
27/11/2025

Miomana amin'ilay Alina hanova zavatra

Jakoba Dia nihaona tamin'Andriamanitra Alina iray tahaka izao, ary tsy nijanona ho toy ny Teo aloha intsony ny fiainany .

Ka miomana ianao , omano ny fonao amin'ity Alina fiaonana mialoha ny SILO ity hiaona amin'Andriamanitra mpanova fiainana.

Fotoana : Zoma 28 Novambra 2025
Ora : 12 ora Alina ( afaka Tonga aloha ianao )
Toerana : Winners'chapel Int'l Antsirabe ambanin'ny voirie

πŸ₯πŸŽΈπŸŽ·πŸŽ€πŸŽΉ SHABACH 2025 ,🎹🎀🎷🎸πŸ₯Nivory tamin'ny Fo iray, feo iray, tanjona iray izahay Winner's Youth Fellowship Antsirabe Dia ...
18/11/2025

πŸ₯πŸŽΈπŸŽ·πŸŽ€πŸŽΉ SHABACH 2025 ,🎹🎀🎷🎸πŸ₯

Nivory tamin'ny Fo iray, feo iray, tanjona iray izahay Winner's Youth Fellowship Antsirabe Dia ny hoe Hanandratra fiankohofana sy fiderana ho an'ilay Mpanjakan'ny Voninahitra Izay mitoetra eo ambony fideran'ny Israely ❣️πŸ₯
Ny SHABACH 2025 Dia tsy hetsika fotsiny fa tena tontolon'ny Fiderana , fihaonana avy any an-danitra ary fotoana tena hoe ihaonan'ny tany sy ny lanitra 🎷🎀πŸ₯°

Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. β€” Isaia 43 : 21

πŸ“· Tamberina an-tsary ny SHABACH 2025 πŸ“·


🎹πŸ₯πŸŽ·πŸŽΈπŸŽ€SHABACH 2025🎀 🎸🎷πŸ₯πŸŽΉ                                 D-DAYTonga Ilay fotoana hiderantsika sy hankalazantsika an'Andri...
15/11/2025

🎹πŸ₯πŸŽ·πŸŽΈπŸŽ€SHABACH 2025🎀 🎸🎷πŸ₯πŸŽΉ
D-DAY
Tonga Ilay fotoana hiderantsika sy hankalazantsika an'Andriamanitra πŸ₯°
Manasa anao izahay anio amin'ny 2 ora Tolakandro hiaraka aminay hankalaza an'Andriamanitra :
" Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. " β€” Isaia 43 : 21
Toerana : Winners'chapel Int'l Antsirabe
Daty : Anio 15 Novambra 2025
Ora : 2 Ora Tolakandro

11/11/2025

SHABACH 2025
Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. β€” Isaia 43 : 21

Faly manasa anao izahay, amin'ilay FIDERANA SHABACH 2025
Fiderana sy fiankohofana, ho fankalazΓ na an'Andriamanitra

Amin'ny Asabotsy 15 Novambra ho avy izao ny fotoanatsika
Amin'ny 02ora ka hatr@ 5:30
Toerana Winners'chapel Int'l Antsirabe

VONONA VE IANAO HO AMIN'ILAY KONGRESIM-BAVAKA ANDIHANY FAHA-2 ? Niaina ny fanatrehan'Andriamanitra tsy manan-tsahala isi...
15/10/2025

VONONA VE IANAO HO AMIN'ILAY KONGRESIM-BAVAKA ANDIHANY FAHA-2 ?

Niaina ny fanatrehan'Andriamanitra tsy manan-tsahala isika nandritra ny Prayer Congress andihany voaloha , ary vonona ny hanao zavatra lehibe indray Izy eo amintsika.

Fotoana izao hivavahana mandra-pisy fiovana .

Daty : Sabotsy 18 Oktobra 2025
Toerana : Winners'chapel Int'l Antsirabe ambanin'ny voirie
Ora : 09ora maraina

πŸ”₯πŸ”₯ YOUTH AFLAME πŸ”₯πŸ”₯ Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra πŸ™
12/10/2025

πŸ”₯πŸ”₯ YOUTH AFLAME πŸ”₯πŸ”₯

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra πŸ™

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Winner's Youth Fellowship Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share