Tanora FMMB Antsirabe

Tanora FMMB Antsirabe Fikambanana mitaona ny olona hiaona amin'Andriamanitra isan'andro @ alalan'ny vavaka sy ny teniNy . ●Fikambanana iraisam-pirenena.

Izay manodidina ny 130 eo ho eo no misy azy amin’izao fotoana izao.
●Fikambanana mampiray ny kristiana avy amin’ny antokom- pinoana samihafa.
●Hanao izay hahatonga ny olona ho tia sy hamaky ny Baiboly isan’andro, ka hihaona amin’i Jesoa Kristy manokana amin’ny alalan’izany, ary ho tonga vavolombelon’i Kristy ka handray andraikitra any amin’ny toerana misy azy avy.

Ianao koa,andoa Raha Indraindray misalasala, indraindray mataohotra ny @ Fomonjena hoe very indray ve aho sa Ahona no ah...
14/08/2026

Ianao koa,andoa Raha Indraindray misalasala, indraindray mataohotra ny @ Fomonjena hoe very indray ve aho sa Ahona no ahazoana atonka fa tena Voavonjy marina 🤗🤗. Amin'ny Asabotsy ary e🔥

Address

Chapelle Green Park Tsarasaotra
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora FMMB Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share