Soeurs Dominicaines N.D.D Madagascar

Soeurs Dominicaines N.D.D Madagascar Aimer et servir

Prêcher l’Évangile et apporter Jésus aux autres avec simplicité, cela fait partie de notre mission. Encore bonne fête de...
09/08/2026

Prêcher l’Évangile et apporter Jésus aux autres avec simplicité, cela fait partie de notre mission.

Encore bonne fête de saint Dominique à toute la famille dominicaine !

🌿 AVIA FA HO HITANAREO 🌿« Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo. » (Joany 15,16)Ry tanora malala,Ao anatin...
10/07/2026

🌿 AVIA FA HO HITANAREO 🌿

« Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo. » (Joany 15,16)

Ry tanora malala,

Ao anatin'ny hafaliana amin'ny fanompoana ny Evanjely dia faly izahay mampandre anareo ny amin'ny fikarakarana session ho an'ireo izay mandinika ny antson'ny Tompo.

Ity fotoana ity dia natokana ho an'ny tanora vehivavy izay manontany tena momba ny antson'ny Tompo ary maniry handalina ny fifandraisany amin'i Kristy.

Natao ity session ity satria ao anatin'ny tabataban'izao tontolo izao indraindray dia sarotra ny mandre ny tsiotsioka malefaka avy amin'ny Fanahy Masina. fotoana natokana ho an'ny fahanginana, ny vavaka ary ny fiaraha-miaina mba hanampiana ny tsirairay handinika raha ny fiainana maha-relijiozy no lalana itondran'Andriamanitra azy mankany amin'ny fahasambarana.

📖 Ny atao mandritra ny session :
• Ireo fototry ny fiainana voatokana momba ny fandinihana ny antso.
• Fandraisana anjara amin'ny fivavahan'ny Fiangonana miaraka amin'ny masera.
• Fifampizarana traikefa avy amin'ny masera efa nanokan-tena.
• Fifanakalozan-kevitra ho an'ny tsirairay.

📅 Fahatongavana : 14 Aogositra
📅 Famaranana : 18 Aogositra

📍 Toerana :
Sœurs Dominikanina Saharoaloha Bevokatra – Antsirabe

Zavatra entina :
📖 Baiboly raha misy
📝 Kojakoja fanoratana
❤️ Fo vonona

🍚 Sakafo : Vary 6 kapoaka
💰 Fandraisana anjara : 5 000 Ar na solom-bola (ohatra : tsaramaso, légumes)

📞 Fanazavana fanampiny :
034 45 111 45
033 75 24 396

🙏 Efa ampetrakay am-bavaka dieny izao ny fikasanareo sy ity fihaonana ity. Hitahy ny dianareo anie ny Tompo!

17/06/2026

Nous rendons grâce à Dieu pour les vœux perpétuels de Sœur Marie-Odette et de Sœur Marie-Victoire.

Un beau moment de partage et de joie fraternelle avec le frère Thomas de GaboryBon carême à tous ! 🙏
01/03/2026

Un beau moment de partage et de joie fraternelle avec le frère Thomas de Gabory
Bon carême à tous ! 🙏

Address

Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soeurs Dominicaines N.D.D Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Soeurs Dominicaines N.D.D Madagascar:

Shortcuts

Share