19/05/2026
🎉✨ JOBILY FAHA-80 TAONA ✨🎉
📍 Tobilehibe Farihimena
🙏 “Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah”
📖 (Levitikosy 20:26a)
⛪ Fotoana lehibe hiarahana midera sy mankalaza an’Andriamanitra!
Feno finoana, fiderana ary firaisankina 🙌💖
📅 20 – 26 Aogositra 2026
📌 Tobilehibe Farihimena
🎶 Fivavahana • Fampianarana • Lahateny • Toriteny • Fiderana • Fankalazana
🤝 Fihaonan’ny mpino sy firaisam-po amin’i JESOSY
👉 Tongava maro hanatrika izao Jobily izao!
✨ Andriamanitra anie hitahy antsika rehetra 🙏✝️