FMTA Zionasoa Manaritsoa Soanindrariny Antsirabe II

FMTA Zionasoa Manaritsoa Soanindrariny Antsirabe II Église Chrétienne

Fetin'ny CHORALE Ziona Fanantenana 22,23 Avril oavy Zao. Koa manentana antsika rehetra MBA hiara hiombombavaka sy hitrot...
19/04/2023

Fetin'ny CHORALE Ziona Fanantenana 22,23 Avril oavy Zao. Koa manentana antsika rehetra MBA hiara hiombombavaka sy hitrotro ambavaka ny fety izay karakaraina

MIARAHABA NY CHORALE REHETRA ZAY VAO TENA HILANJA NY HAZO FIJALIANA TOKOA ISIKA,,KA MAHEREZA MIVAVAKA KA AZA MITSAHATRA
19/12/2022

MIARAHABA NY CHORALE REHETRA ZAY VAO TENA HILANJA NY HAZO FIJALIANA TOKOA ISIKA,,KA MAHEREZA MIVAVAKA KA AZA MITSAHATRA

FANON-KANANA FANAMIANA ||Ny CHORALE ZIONA FANANTENANA ETO AMIN'NY Zionasoa Manaritsoa
17/12/2022

FANON-KANANA FANAMIANA ||
Ny CHORALE ZIONA FANANTENANA
ETO AMIN'NY Zionasoa Manaritsoa

26/06/2022

Miarahaba any tamin'ny nahavita ny soratra sy Mariage...
Mahareta hatramin'ny farany ee.. Mahefa be amin'ny asan'ny TOMPO..

Félicitations les   a... Mahareta hatramin'ny farany ee
22/05/2022

Félicitations les a...
Mahareta hatramin'ny farany ee

Miarahaba ireo DIAKONA Dimy mianadahy mianaka.. Mahavita be ny asa napetrakin'ny TOMPO aminareo rehetra..
23/04/2022

Miarahaba ireo DIAKONA Dimy mianadahy mianaka.. Mahavita be ny asa napetrakin'ny TOMPO aminareo rehetra..

12/03/2022
Fikambanan-dehilahy.. Manaritsoa
12/03/2022

Fikambanan-dehilahy..
Manaritsoa

31/12/2021

Misaotra lehibe an'ANDRIAMANITRA isika fa samy nahatratra ny taona 2022 daholo, enganie mba hitondra fanambinaba sy fitahina hoatsika ity taona vaovao ity.. Mazotoa amin'ny fanompoana AN'ANDRIAMANITSIKA izay tompon'ny ahavelomatsika.. Apetrao aminy daholo izay zavatra ho tanterahanao amin'ity taona ity dia araho finoana fa ho tanteraka izany.. Amen

😘😘
24/12/2021

😘😘

Address

Antsirabe

Telephone

+261331772809

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMTA Zionasoa Manaritsoa Soanindrariny Antsirabe II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share