Tanora Hoan'i Kristy

Tanora Hoan'i Kristy Hanomana ny tanora sy ny olon - drehetra @ ny hoavy miaraka @ Jesosy Kristy. Hitaona olona maro ho tonga zanak'Andriamanitra. Hapaharitra azy ao @ Tompo.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ! ❤️
28/01/2025

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ! ❤️

Ao daholo ve o??? 🤩 ALAHADY ANDRO TSARA 🤩 Ity ilay andro izay nataon'i Jehovah ! 🎉Efa vonona tanteraka ny mpikarakara, n...
04/08/2024

Ao daholo ve o???
🤩 ALAHADY ANDRO TSARA 🤩

Ity ilay andro izay nataon'i Jehovah ! 🎉

Efa vonona tanteraka ny mpikarakara, ny mpandray anjara.
Ianareo koa ve ? ☺️
Androany hariva @ 2 ora sy sasany ity fotoana mahafinaritra be ity an!
Ao @ FO.KRI.FA .
Tongava maro ary e! !!
Fandraisana anjara : 4000ar
Fanasàna : 10.000ar

TA FA MA Ofisialy - Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo
Zoara Famonjena FLM Toby Ambohimahazo - ofisialy
Valisoa Elias Ofisialy
Miantsa Fiderana
Tarika Antsotafaray

Chorale sy Groupe anisan'ny mpiara-miasa akaiky amin'ny Tanora Ho an'i Kristy ireto :) Tongava maro ary hanotrona ny fot...
26/07/2024

Chorale sy Groupe anisan'ny mpiara-miasa akaiky amin'ny Tanora Ho an'i Kristy ireto :)
Tongava maro ary hanotrona ny fotoana sy hiara-hidera aminay e!

Mirary dia mirary ny fandraisana anjara a!
🥰4000ar sy 10.000ar 🥰

"Quoi de neuf, Valisoa Elias?" : hoy ny Facebook amiko 😅

Eny ary e, ity ary hoy aho ny vaovao. 😃

✔️ SAVE THE DATE ❗

ALAHADY 4 Aogositra hoavy izao.
Amin'ny 2ora sy sasany tsy diso 😊
Ao amin'ny FO.KRI.FA Antsirabe ooo !

TA FA MA Ofisialy - Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo
Zoara Famonjena FLM Toby Ambohimahazo - ofisialy
Miantsa Fiderana
Tarika Antsotafaray

Fandraisana anjara : 4000ar
Fanasàna : 10.000ar

© Tanora Hoan'i Kristy

Vonona hanompo Anao Jesosy ! ❤️Toy ny mahazatra dia ny seho an-kira hataon'ny chorale Zoara Famonjena FLM Toby Ambohimah...
29/01/2024

Vonona hanompo Anao Jesosy ! ❤️
Toy ny mahazatra dia ny seho an-kira hataon'ny chorale Zoara Famonjena FLM Toby Ambohimahazo - ofisialy no hanokafantsika ny taom-pitoriana lehibe tohanan'ny Tanora Hoan'i Kristy .
Indreto ary, sary vitsivitsy maromaro nanamarika izany.

Tianay ny hisaotra manokana ireo mpiara-miasa rehetra nahatontosa sy nahamasaka iny fotoana iny. Izay fitaovana lehibe nampiasan'Andriamanitra ny @ asaNy.

Sary : Randrianasolo Andria Photography.

✨ Mbola ao tsara daholo ve ny TANORA AN'I JESOSY REHETRA o!? ✨ Toy ny fanaontsika isantaona dia ity indray ny rendez-vou...
11/08/2023

✨ Mbola ao tsara daholo ve ny TANORA AN'I JESOSY REHETRA o!? ✨
Toy ny fanaontsika isantaona dia ity indray ny rendez-vous antsika manaraka !! 🥰

➡️ TGC - IZ'ART GOSPEL - TANORA MASINA ITAOSY - DJ DENIS JEE -MC ALDO - SIX SEVEN GROUPE JUNIOR ⬅️

⏱️ Ny fotoana ve? : Alahady 27 Août 2023
📍Ny toerana ve? : Tsangambato Antsirabe
🤑 Ny vidim-pidirana ve ? : TSY MISY o!! Toy ny Mahazatra.

Koa inona no manakana fa taomy daholo indray ny fianakaviana, ny iray tanàna rehetra iny !!!!

🥰 TONGAVASOA DAHOLO O!!! 🥰

13/01/2023

🌟 BONNE ANNÉE DAHOLO DAHOLO NY Tanora Hoan'i Kristy 🌟

📢 Hatombontsika amin'ny ity FIDERANA BE ity ny taona 2️⃣0️⃣2️⃣3️⃣ 😍

🗓️ 2️⃣9️⃣ Janvier 2023
⏰ 2 Ora sy sasany
📌 FLM Ambohimahazo Antsirabe

📍 CONCERT EN LIVE miaraka amin'ny Zoara Famonjena Ambohimahazo Flm ❗❗❗❗

🎤 Nasaina manokana amin'izany : Valisoa Elias Ofisialy sy KTLM Akon'ny Lovasoa Vatotsara.

Hiarahana amin'ireto mpitendry ireto :
🎹 Michel sy Amy Andriantsoa
🎸 Jocelyn sy Mampi
🎸 Tsito Andria
🥁 Tanjona Rasolofoson
🎷 Salohy
🎺 Tojo

‼️ TONGAVA MARO fa aleo isika MIARA-MIDERA any toy izay tantaraina‼️ 😁

🏷️ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
✉️ Valopy no hozaraina

29/11/2022

❤️❤️❤️ GRAND CONCERT GROUPE CELESTE ❤️❤️❤️

Fifaliana lehibe ho anay ny manolotra ho antsika ity concert izay efa nandrasantsika rehetra hatry ny ela ity !!!! ⭐⭐⭐⭐

Tongava daholo fa sambany indray vao hahita azy ireto au GRAND COMPLET isika ! 😍
Miaraka @ mpitendry zavamaneno anisany sangany eto Antsirabe !

Sady tena hahazo aim-panahy isika rehetra no sady handray anjara @ FANAVAOZANA ny FO.KRI.FA.
Satria ny vola rehetra izay azo dia harotsaka ho amin'izany daholo anie !!!! ☺️

Dia taomy daholo indray ary ry Dada, neny, Dadatoa, nenifara, zoky, zandry sns fa hiara-hidera hoe isika !

Manatena ny fahatongavanareo zahay ato amin'ny Tanora Hoan'i Kristy 😘

08/11/2022

Iza no mahay an'ity hira ity o???? 👇
"Mifanompoa e! Mifanompoa e!
Mifanompoa amin'ny fitiavana...
Mifanompoa e! Mifanompoa e!
Mifanompoa amin'ny fanaovan-tsoa!" 🎵🎶
Miara-mihira daholo mihintsy ny iray trano taloha vao mandeha io hira io ! 😄 Ny iray manao 1ère voix de ny iray manao 2ème voix dia avy eo mivadika beso tampoka :p .....
Fa aza taitra aloha isika fa hiaraka hihira an'io hira io mivantana miaraka amin'izy ireo atsy ho atsy an!!!
Hanao concert goavana izy ireo afaka herinandro vitsy eto Antsirabe fa miomàna daholo ary! ☺️
Tic tac ! Tic tac!!!!! ⏰

Iza no mahay an'ity hira ity o???? 👇"Mifanompoa e! Mifanompoa e! Mifanompoa amin'ny fitiavana... Mifanompoa e! Mifanompo...
07/11/2022

Iza no mahay an'ity hira ity o???? 👇

"Mifanompoa e! Mifanompoa e!
Mifanompoa amin'ny fitiavana...
Mifanompoa e! Mifanompoa e!
Mifanompoa amin'ny fanaovan-tsoa!" 🎵🎶

Miara-mihira daholo mihintsy ny iray trano taloha vao mandeha io hira io ! 😄

Fa aza taitra aloha isika fa hiaraka hihira an'io hira io mivantana miaraka amin'izy ireo atsy ho atsy an!!!

Hanao concert goavana izy ireo afaka herinandro vitsy eto Antsirabe fa miomàna daholo ary! ☺️

Tic tac ! Tic tac!!!!! ⏰


Groupe Celeste Madagascar.Brother and Sister

🎊 Fety foana! 🎊      FIDERANA BEEEEEE!!!! HO ATAONTSIKA MANAKA-DANITRA 📣Manoloana ny Tsangambato indray ity an!Efa nanom...
03/11/2022

🎊 Fety foana! 🎊
FIDERANA BEEEEEE!!!!
HO ATAONTSIKA MANAKA-DANITRA 📣

Manoloana ny Tsangambato indray ity an!
Efa nanomboka androany no nisy exposition eny @ Tsangambato iny.

Fa ny Alahady 06 Novembre 2022 izao kosa dia faranantsika @ FIDERANA masaka be izany!!!!
@ 3 Ora tolakandro 🤩
Miaraka @ Iz'Art Gospel .

Tongava maro ary fa sady tsy misy vidim-pidirana no sady hafana indray ny fiderana e!
Tanora Hoan'i Kristy ✊

Address

Antsenakely
Antsirabe
110

Telephone

0330677646

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Hoan'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share