Seminery Teolojikam-Paritany Loterana Atsimoniavoko - Projet Chapelle

Seminery Teolojikam-Paritany Loterana Atsimoniavoko - Projet Chapelle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Seminery Teolojikam-Paritany Loterana Atsimoniavoko - Projet Chapelle, Christian church, Atsimoniavoko, Antsirabe.

"Eto amin'ity fitoerana ity no anomezako fiadanana hoy Jehovah" Hag2.9bMitohy hatrany ny Fanorenana Chapelle STPL. Ny ts...
17/06/2021

"Eto amin'ity fitoerana ity no anomezako fiadanana hoy Jehovah" Hag2.9b
Mitohy hatrany ny Fanorenana Chapelle STPL. Ny tsara ho fantatra dia ny hoe: Ny grande salle ao ambany amin'io projet io no hanampy ny STPL Atsimoniavoko amin'ny fizakantena satria ho ampanofaina.
Ny mpianatra sy ny mpampianatra dia manao izay ho vitany rehetra, ny vavaka sy izay mba afaka atolotrareo na VOLA na FITAOVANA dia tena ilana koa mba hamelona ity "fon'ny FLM" ity.
Ialana tsiny fa mbola tsy tomombana ny mobile money fa ny compte bancaire dia efa ato amin'ity page ity. Na atero mivantana aty mandritra ny Famohana ny andiany FANAVAOZANA @19-20Jona ho avy izao.
Tahin'Jesosy daholo tompoko

"Eto amin'ity fitoerana ity no anomezako ny fiadanana hoy Jehovah" Hagay 2:9bEfa nanomboka ny asa fanorenana ny "Chapell...
03/03/2021

"Eto amin'ity fitoerana ity no anomezako ny fiadanana hoy Jehovah" Hagay 2:9b
Efa nanomboka ny asa fanorenana ny "Chapelle" eto amin'ny STPL Atsimoniavoko. tamin'ny alatsinainy 01 Martsa 2021 no nanombohana ny fototra
koa nisantatra ny asa tamin'izany ny Mpampianatra sy ny solotenan'ny Mpianatra ho Pastora andian'ny faha 16 sy faha 17 ary ny Sekoly Baiboly
Manantena anao ihany koa mba hitondra ny anjara birikinao satria miankina amin'ny vola ampelantanana no ahafahana manohy ny asa.
afaka alefanao amin'ity "Compte bancaire": 0005 00015 3238113000162 BNI Antsirabe, ny fandraisanao anjara amin'izany.
Mbola ho alefa manaraka eto amin'ny pejy, ny mobile money
ho tahian'i Jesosy daholo

09/12/2020

Mankasitraka antsika rehetra izay efa liana sy te-hifanome tanana ho amin'ny fanamboarana ny Chapelle eto amin'ny STPL Atsimonoavoko, ireto misy ahafahantsika manome amin'izany:
- Compte bancaire 0005 00015 3238113000162 BNI Antsirabe
Misaotra antsika rehetra izay hanoana amin'izao asan'Andriamanitra izao.

26/11/2020

Address

Atsimoniavoko
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Seminery Teolojikam-Paritany Loterana Atsimoniavoko - Projet Chapelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share