Winners'chapel Int'l Antsirabe

Winners'chapel Int'l Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Winners'chapel Int'l Antsirabe, Religious organisation, Antsirabe.

ANDRO FANEKENA HO AMIN'NY FAHOMBIAZAN'NY ASA SY FANDRAHARAHANA. Ary fitsofan-drano ireo mpianatra ny amin'ny taom-pianar...
08/09/2026

ANDRO FANEKENA HO AMIN'NY FAHOMBIAZAN'NY ASA SY FANDRAHARAHANA.

Ary fitsofan-drano ireo mpianatra ny amin'ny taom-pianarana vaovao .

Ho an'Andriamanitra ny Voninahitra 🙏

🎓🎓 Junior Bible School 🎓🎓
05/09/2026

🎓🎓 Junior Bible School 🎓🎓

04/09/2026

🚨TOROMARIKA ARA-PAMINANIANA🚨
Tamin'ny alalan'ny fitarihan'ny Fanahy Masina ny Mpanompon'Andriamanitra, ny mpikambana tsirairay avy dia entanina mba samy hampiasa ny zava-miafin'ny RĂ€ FAMAFAZANA any amin'ny toerana misy azy anio Alina.

Isika dia natao hanao izao fanambaran'ny finoana manaraka izao, rehefa manao n'y asa fanompoan'ny RĂ  P***a :

- Mino aho fa ny RĂ  P***a dia zava-miafina ho an'ny taranaka mifandimby ( Eks 12:25-27 )
- Mino aho fa ity zava-miafina ity dia hanavaka ahy tsy ho tratry fanafihana satanika rehetra toy ny lozam-pifamoivoizana , fandrobana, fakana an-keriny, areti-mifindra, sns ( Eks12:13 )
- Mino aho fa i Kristy no Ilay Zanak'ondrin'ny P***a ho anay; Ary ny RĂ  dia natao hafafy ( Eks12:3-5 - 1Kor5:7 )
- Araka ny Soratra Masina dia Mino aho fa tempolin'Andriamanitra ny tenako ; noho izany rehefa mamafy an'ity RĂ  ity eo amin'ny tenako aho, ity tokan-trano ity sy ny mpianakavy rehetra ato dia hitohy hanavaka anay tsy ho tratry n'y ratsy rehetra amin'izao Andro izao izahay , amin'ny anaran'i Jesosy Kristy. Amena

Jesosy no Tompo!

" Andro fanekena ho amin'ny famerenana amin'ny laoniny " Ary fivoriam-pisaorana
03/09/2026

" Andro fanekena ho amin'ny famerenana amin'ny laoniny " Ary fivoriam-pisaorana

" Takarivam-piderana sy fijoroana vavolombelona "Ho an'Andriamanitra ny Voninahitra rehetra 🙏
31/08/2026

" Takarivam-piderana sy fijoroana vavolombelona "

Ho an'Andriamanitra ny Voninahitra rehetra 🙏

40 taona tamin’ny Tenin'Andriamanitra , 40 taona nisian’ny fiantraikany, 40 taona feno fijoroana vavolombelona!Manasa an...
30/08/2026

40 taona tamin’ny Tenin'Andriamanitra , 40 taona nisian’ny fiantraikany, 40 taona feno fijoroana vavolombelona!

Manasa anao hiaraka aminay amin’ireto fivoriana roa feno voninahitra ireto amin’ity herinandro ity:

Alatsinainy 31 Aogositra, amin’ilay takarivam-piderana faha 40 Taonan'ny WOFBI, izay hankalazantsika ny fahatokian’Andriamanitra ary hanomezantsika Azy ny voninahitra rehetra.

Manana Antony maro be isika hiderana Azy.

Talata 1 Septambra, fivoriam-pisaorana ny faha 40 Taonan'ny WOFBI, izay harahina mivantana avy any Canaanland, manomboka amin’ny 9:00 ora maraina.

40 taona fahatokian'Andriamanitra . Azy irery ihany ny voninahitra rehetra! 🙏✨

Alahady 23 Aogositra 2026" Andro fanekena ho an'ny fahaelavelona "
25/08/2026

Alahady 23 Aogositra 2026

" Andro fanekena ho an'ny fahaelavelona "

✨TOROMARIKA ARA-PAMINANIANA✨Ho an'ny Mpandresy rehetra, manomboka izao ka hatramin'ny Alahady ho avy izao, misotroa "Hos...
24/08/2026

✨TOROMARIKA ARA-PAMINANIANA✨

Ho an'ny Mpandresy rehetra, manomboka izao ka hatramin'ny Alahady ho avy izao, misotroa "Hosotra" kely alohan'ny hatory.

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261344028848

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Winners'chapel Int'l Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share