Tanora Mitory an'i Kristy

Tanora Mitory an'i Kristy organisation religieuse

20/12/2023
27/09/2023

Ohabolana 3 :21b Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava

16/09/2023

2Tim2:15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra ,dia mpiasa tsy mahazo henatra ,mizara tsara ny teny fahamarinana

03/09/2023

1Jaona3:17 Ary izay rehetra manam- panana amin'izay fiainana izao, ary mahita ny fahatran'ny rahalahiny ka mihirim- belona aminy ,ahoana no itoeran'ny fitiavana an'Andriamanitra ao anatiny?

31/08/2023

Manino no tsy mivaly ny fangatahana ??
Jakoba 4: 3 Mangataka hianareo ,nefa tsy mahazo ihany ,satria diso fangataka ,mba holaninareo amin'ny filanareo

29/08/2023

Asa15:16b Ary hanangana izay efa rava ao Aho ,ka hanamboatra azy indray

25/08/2023

Jeremia42:11b 12a Aza matahotra azy hoy Jéhovah fa momba anareo Aho hamonjy sy hanafaka anareo amin'ny tanany ary hataoko mahita famindrampo hianareo

25/08/2023

Jeremiah 42:11b12 a Aza matahotra azy hoy Jéhovah, fa momba anareo Aho hamonjy sy hanafaka anareo amin'ny tanany , ary hataoko mahita famindrampo hianareo

21/08/2023

Ohabolana 3:24 Tsy hatahotra hianao raha mandry ; eny ,handry hianao ,ary ho mamy ny torimasonao

18/08/2023

2Petera3:17b Tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy hianareo ka ho lavo hiala amn'izay iorenanareo

Address

Antsirabe

Telephone

+261341669685

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Mitory an'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share