F.L.M Soahazo SPAM

F.L.M Soahazo SPAM Ity page ity dia natao hifaneraserantsika Kristiana rehetra avy eto am FLM Soahazo.

Ity no programme antsika amin'ny Fetin'ny Zanakam-pielezana Sady fetin'ny Taranaka ihany koa tanterahina ny 02 Aogositra...
27/07/2026

Ity no programme antsika amin'ny Fetin'ny Zanakam-pielezana Sady fetin'ny Taranaka ihany koa tanterahina ny 02 Aogositra 2026 koa Samia miomana avokoa. Mandrampihaona any Soahazo.

26/07/2026

Aza adino ny fotoanantsika amin'ny alahady 02 Aogositra 2026 ho fankalazantsika an'Andriamanitra. Fetin'ny Taranaka Sady fetin'ny Zanakam-pielezana eto @ Flm Soahazo

Aza matahotra, fa momba anao Aho; hitondra ny taranakao avy any antsinanana Aho, ary avy any andrefana no hanangonako an...
20/07/2026

Aza matahotra, fa momba anao Aho; hitondra ny taranakao avy any antsinanana Aho, ary avy any andrefana no hanangonako anao."
Isaia.43:5

Ny Pastora sy ny Komity eto amin'ny Fiangonana Soahazo dia faly manasa anareo zanakam-pielezana rehetra manerana ny Nosy hankalaza ny FETIN'NY TARANAKA 2026. Izany dia tanterahina ny 01 sy ny 02 Août 2026 eto amin'ny FLM Soahazo.

Anjaranareo zanakam-pielezana Tana sy Antsirabe ny mitarika sy mamaky ny tenin'Andriamanitra. Lazaina manaraka eto ihany ny fandaharam-potoana fa Samia mifampilaza.
Ny ezaka tratrarina dia ny carreaux lalantsara ny trano Fiangonana.
Mandrampihaona any Soahazo.
Ny Pastora.

"Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana Masina, ka misaora an'i Jehovah." Salamo.134:2Misaotra an'Andriamanitra is...
23/03/2026

"Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana Masina, ka misaora an'i Jehovah." Salamo.134:2
Misaotra an'Andriamanitra isika noho ny asa lehibe izay ataony eto amin'ny Fiangonana Soahazo.
Hisaorana ihany koa ny zanany rehetra izay notarihiny, notahiny ka nahavitana izao asa izao. Ao ianareo Zanakampielezana rehetra avy ao Antananarivo izay nanampy betsaka tamin'ny fanaovana izao Plafond ny Fiangonana izao. Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ho anareo. Hisaorana ihany koa ny Kristiana rehetra eto SOAHAZO izay niombom-po tamin'ny asa rehetra.
Mbola misy anefa ny tsy Vita dia ny Jiro izay apetraka eo amin'ny Alitaran'i Jehovah sy ny loko andokona azy. Mbola manantena ny fiarahantsika mihentana ho izany.
Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Misaotra tompoko!!

"Ravehivavy, afaka amin'ny rofinao hianao." Lioka.13:12bFankalazana ny andron'ny vehivavy sady isandroavolana teto amin'...
08/03/2026

"Ravehivavy, afaka amin'ny rofinao hianao." Lioka.13:12b
Fankalazana ny andron'ny vehivavy sady isandroavolana teto amin'ny FLM Soahazo.
Misaotra an'i Jesosy hatrany.

Address

Ambohibary
Antsirabe
110

Telephone

+261326230006

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F.L.M Soahazo SPAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to F.L.M Soahazo SPAM:

Shortcuts

Share