16/08/2026
Avy be koa ve ny orana any aminareo😁
Miarahaba @ anaran'I Jesosy tompoko ooo.
Nanatanteraka asa tany @ Fileovana Masiniloharano indray ny Mpihira Mitory omaly alina🙏
Isaorana Jesosy fa tontosa soa amantsara izany na dia vitsivitsy aza noho ny antony maro samihafa💪
(Misy sady Mpihira Mitory no FBL ka lasa namonjy Zaikabe, misy manao vacances fa fotoanany izao😄) ka izay teto antoerana no nanatanteraka ny asa.
Sary tany Masiniloharano, efa somary alina ihany☺
Samia Tahian'I Jesosy🙏