FTK Diosezy Antsirabe

FTK Diosezy Antsirabe Association Chretienne oeuvrant pour la famille

PAIX, JOIE : JESUS EST NÉ POUR NOUS SAUVER. JOYEUX NOEL
24/12/2021

PAIX, JOIE : JESUS EST NÉ POUR NOUS SAUVER. JOYEUX NOEL

02/12/2021

NY KODIPAF DIA FALY MANASA ANTSIKA VLD REHETRA HO TONGA HANATANTERAKA NY RECOLLECTION ARAHINA FANKALAZANA NY SORONA MASINA ENY AM FOYER DE CHARITE MANDANIRESAKA NY ASABOTSY 11/12/21 maraina -3h tolakandro.MITONDRA SAKAFO ATOANDRO SY VOLA 500ar.MISAOTRA TOMPOKO

24/07/2021
NY FTK DIOSEZY DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA 2021.HO TAOM-PAHOMBIAZANA SY TAOM-PAHASOAVANA HO ANTSIKA ANIE ...
01/01/2021

NY FTK DIOSEZY DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA 2021.HO TAOM-PAHOMBIAZANA SY TAOM-PAHASOAVANA HO ANTSIKA ANIE ITY TAONA ITY. EO AMBANY FIAROVAN'NY FIANAKAVIANA MASINA.

Misaotra ny Ray: tontonsa antsakany sy handavany ny fankalazana ny fetin'ny FIANAKAVIANA MASINA tany aminy Distrika ANTS...
27/12/2020

Misaotra ny Ray: tontonsa antsakany sy handavany ny fankalazana ny fetin'ny FIANAKAVIANA MASINA tany aminy Distrika ANTSIRIRIBE.Hisaorana ny pretra Moderateur, ny pretra Aomonie, ny FTK rehetra.

NY FTK DIOSEZY DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA MIANAKAVY TRATRY NY NOELY.HITONDRA SOA HO ANTSIKA ANIE ILAY ANDRIAMANITRA TONG...
24/12/2020

NY FTK DIOSEZY DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA MIANAKAVY TRATRY NY NOELY.HITONDRA SOA HO ANTSIKA ANIE ILAY ANDRIAMANITRA TONGA NOFO.

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTK Diosezy Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share