Rantsana Fanantenana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe

Rantsana Fanantenana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rantsana Fanantenana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe, Religious organisation, Antsirabe.

Fiadanana o."IZY NO MIHAZONA AZY...HITORY FANAFAHANA HO AN'NY BABO"Ho famaranana ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona...
05/12/2024

Fiadanana o.
"IZY NO MIHAZONA AZY...HITORY FANAFAHANA HO AN'NY BABO"
Ho famaranana ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona Sampana Vokovoko Manga sy ny faha 10 taona Rantsana Fanantenana FJKM Ambohomandroso Filadelfia Antsirabe dia manao izao hetsika manaraka izao izahay.
Izany koa no natao dia hijoroana vavolombelona ho an'i Kristy sy ho fihadiana amin'ny zava-mahadomelina.
Koa manantena antsika tsirairay avy izahay.

Fiadanana o. Manantena antsika rehetra indray ny Sabotsy ho avy izao e!Tahin'ny Tompo.
27/11/2024

Fiadanana o.
Manantena antsika rehetra indray ny Sabotsy ho avy izao e!
Tahin'ny Tompo.

Aza adino ny fotoanantsika rahampitso zn💪🦾Sabotsy feno fanatanjahan-tena rahampitso☺️
22/11/2024

Aza adino ny fotoanantsika rahampitso zn💪🦾
Sabotsy feno fanatanjahan-tena rahampitso☺️

Fiadanana o.
"IZY NO MIHAZONA AZY...HITORY FANAFAHANA HO AN'NY BABO"

Ho famaranana ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona Sampana Vokovoko Manga sy ny faha 10 taona Rantsana Fanantenana FJKM Ambohomandroso Filadelfia Antsirabe dia manao izao hetsika manaraka izao izahay.
Izany koa no natao dia hijoroana vavolombelona ho an'i Kristy sy ho fihadiana amin'ny zava-mahadomelina.
Koa manantena antsika tsirairay avy izahay ny Asabotsy ho ay izao.
Tahin'ny Tompo

Fiadanana o."IZY NO MIHAZONA AZY...HITORY FANAFAHANA HO AN'NY BABO"Ho famaranana ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona...
18/11/2024

Fiadanana o.
"IZY NO MIHAZONA AZY...HITORY FANAFAHANA HO AN'NY BABO"

Ho famaranana ny fankalazana ny Jobily faha 100 taona Sampana Vokovoko Manga sy ny faha 10 taona Rantsana Fanantenana FJKM Ambohomandroso Filadelfia Antsirabe dia manao izao hetsika manaraka izao izahay.
Izany koa no natao dia hijoroana vavolombelona ho an'i Kristy sy ho fihadiana amin'ny zava-mahadomelina.
Koa manantena antsika tsirairay avy izahay ny Asabotsy ho ay izao.
Tahin'ny Tompo

Finaritra o.Aza adino ny fotoanantsika ny Zoma ho avy izao e!Honderaina hatrany ny Tompo
19/06/2024

Finaritra o.
Aza adino ny fotoanantsika ny Zoma ho avy izao e!
Honderaina hatrany ny Tompo

31/05/2024
Hisaorana ny Tompo fa tanteraka soamatsara ny fametrahana ireo BIRAO sy ireo KOMITY ary ireo MPANDRINDRA vaovao hiasa ma...
25/03/2024

Hisaorana ny Tompo fa tanteraka soamatsara ny fametrahana ireo BIRAO sy ireo KOMITY ary ireo MPANDRINDRA vaovao hiasa mandritrin'ny 4 taona manaraka araka ny fomban'ny fiangonana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe.
🙏 Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra AMEN.

Isaorana ny Tompo noho ny faha tontosan'ny Fanokafana ny Jobily faha 100taona ny Sampana Vokovoko Manga sy ny faha 10 ta...
27/02/2024

Isaorana ny Tompo noho ny faha tontosan'ny Fanokafana ny Jobily faha 100taona ny Sampana Vokovoko Manga sy ny faha 10 taona ny Rantsana Fanantenana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe ny Alahady 25 Febroary 2024 lasa teo.
Isaorana manokana ny President Synodaly mivady,ny Birao SVM sy Rantsana Fanantenana Synodam-paritana,ny Mpitandrina,ny Biraon'ny Fiangonana,ny Sampana sy Sampan'asa rehetra,ny fiangonana manontolo,indrindra fa ireo Sampana Vokovoko Manga FJKM KAMAFA,SVM FJKM Antsirabe Fitiavana,SVM FJKM Ambohimena Fanantenana,VLM Mahazoarivo,VLM Bevokatra,VLM Antapontanana ,sy ireo nitondra am-bavaka.
Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia antsika rehetra.
Tahin'ny Tompo.

Address

Antsirabe

Telephone

+261331175998

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Fanantenana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share