FJKM Amboasarikely Fiadanana Jobily faha 150 T

FJKM Amboasarikely Fiadanana Jobily faha 150 T Organisation religieuse

30/11/2018

Amin'izao fakalazana izao taon-jaobily izao dia manasa antsika rehetra taranaka ho tonga maro hanome voninahitra an'Andriamanitra ny alahady faha 02 Desambra 2018 amin'ny 9:30.

Alakamisy 10 May 2018, Andro fiankarana. Fitrotrona am-bavaka ny asa izay hatao tany Morarano hialanana.
21/07/2018

Alakamisy 10 May 2018, Andro fiankarana. Fitrotrona am-bavaka ny asa izay hatao tany Morarano hialanana.

13/05/2018

Alahady 20 Mey 2018.
Fanokafana ny taon-jobilin'ny faha 150 taonan'ny FJKM Amboasarikely Fiadanana.
Miditra @ 7 ora sy sasany ny fanompoam-pivavahana fiderana an'Andriamanitra.
Koa dia manasa antsika fiangonana sy ny zanak'am-pielezana rehetra ho tonga hanatrika izany vanim-potoana lehibe izany

"Manangàna faneva ho tazan'ny firenena." Isaia 62,10 tapany farany.Izany no teny faneva faha 150 taon'ny FJKM Amboasarik...
11/05/2018

"Manangàna faneva ho tazan'ny firenena." Isaia 62,10 tapany farany.
Izany no teny faneva faha 150 taon'ny FJKM Amboasarikely Fiadanana.

Address

Antsahavola

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Amboasarikely Fiadanana Jobily faha 150 T posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share