02/09/2026
Fiadanana,
Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, — Apokalypsy 2 : 19a
Ry havana malala rehetra ao amin'ny Tompo
🗓️ Ny Alahady 6 Septambra ho avy izao no natokatsika eto amin'ny Fitandremana, hitrotroana ambavaka sy hanoanantsika ireo, Biraon'ny Fitandremana.
Miditra in-droa ny Fanompoampivavahana :
🕧 6 ora sy sasany
🕧 10 ora
Samy faranana amin'ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.
Tongava maro ho voninahitr'Andriamanitra
SAMIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Sampana Mpanazava sy Tily 58e Ambohibao Antehiroka
Amboaram-Peon'ny Fahazavana Ofisialy
Antoko Mpihira MORIA
SVM Ambohibao Antehiroka