23/05/2026
Ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tamin’ny Andro Pentekosta
par Administrator · Publié 23 mai 2026 · Mis à jour 23 mai 2026
Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ny fitoerana iray izy rehetra.
Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany.
Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin’izy rehetra isan-olona izany.
Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin’ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ny Fanahy Masina azy.
Ary nisy Jiosy, mpivavaka tsara, nitoetra tany Jerosalema, avy tany amin’ny firenena samy hafa rehetra ambanin’ny lanitra.
Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin’ny fitoerana iray izy rehetra. Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany. Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin’izy rehetra ...