Zanaka am-pielezan'i Notre Dame du Bon Conseil Antanetibe Ambatomanga

Zanaka am-pielezan'i Notre Dame du Bon Conseil Antanetibe Ambatomanga Seraseran'ny taranaka rehetra mikambana ao amin'ny zanaka am-pielezana.

25/02/2024

Tanteraka soa aman-tsara ny Fifampiarahabana Tratry ny Taom-baovao 2024 . Taorian'ny Eokaristia dia mpikambana 10 no notolorana mari-pankasitrahana toy ny fanao rehefa voalohan'ny taona tahaka izao ary anisan'ny nahazo izany ny filoha mivady nankalaza ny faha-40 taonan'ny mariaziny.

01/01/2024
Ho famaranana ny faha-130 taonan'ny fiangonana dia ireto ny T-Shirt fotsy 8.000 Ar πŸ‘• sy Polo fotsy 12.000 Ar πŸ‘•Mampitovy ...
10/10/2023

Ho famaranana ny faha-130 taonan'ny fiangonana dia ireto ny T-Shirt fotsy 8.000 Ar πŸ‘• sy Polo fotsy 12.000 Ar πŸ‘•
Mampitovy akanjo ny 04 sy 05 Novambra πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹πŸ₯‹ sady mba souvenira e !
Mandray commande πŸ“ž 038 89 118 69 hatramin'ny ⏰ 15 Oktobra

Address

Antanetibe Avaratra

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka am-pielezan'i Notre Dame du Bon Conseil Antanetibe Ambatomanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share