FJKM Ambatotokana Fitiavana - Pejy Ofisialy

FJKM Ambatotokana Fitiavana - Pejy Ofisialy Manasa anao zahay hiditra amin'ny tambazotra. Fiadanana ho anao.

FJKM Ambatotokana Fitiavana - Pejy Ofisialy, dia pejy fanampy entina hifandraisantsika mpianakavin'ny finoana, amin'ny fitoriana ny filazantsara sy anomezana vaovao momba ny Fitandremana.

Efa vonona ve oh??????????J-2 Kely sisa, togava maro eh
13/08/2026

Efa vonona ve oh??????????
J-2 Kely sisa, togava maro eh

Vonona ve ianareo ohhhhhhh!Miala Voly miaraka amin'ny FIMPIZ 2026! πŸ₯³πŸŽ― Lalao β€’ Fialamboly β€’ Firaisankina β€’ Loka maro mian...
04/08/2026

Vonona ve ianareo ohhhhhhh!
Miala Voly miaraka amin'ny FIMPIZ 2026! πŸ₯³
🎯 Lalao β€’ Fialamboly β€’ Firaisankina β€’ Loka maro miandry anao

πŸ“… Sabotsy 15 Aogositra 2026
πŸ•˜ Manomboka amin'ny 9 ora maraina
πŸ“ Tongava Maro
πŸ“ Toerana: Mr JosΓ© Tsarahasina

πŸ† Misy ny Fifaninanana Petanque, belotte, Domino

πŸ‘‰ Lazao ao amin'ny fanehoan-kevitra (commentaire) hoe ho avy miaraka amin'iza ianao!
πŸ‘ Asio "J'aime" raha te hiala voly kely eh!
πŸ“² Zarao (Partagez) mba hanasana ny namanao sy ny fianakavianao.

✨ Miandry anareo izahay mba hiara-hiala voly sady midera no milalao eh. Tongava maro.

Voavetra ihany ny toerana an.

Fanazavana Fanampiny : 0341184878 (billet & rΓ©servation)

"πˆπ™π€π‡πŽ π‡π€πŒππ€π‡π€π‘πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€ππ€ππ˜, πŠπ€ 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 π„πŽ 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍'𝐍𝐘 π•πŽπ€π‡πŽπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€ππƒπ‘π€πŠπˆπ™π€π˜ πˆπ™π˜" 𝐈 𝐒𝐀𝐦 𝟐/πŸ‘πŸ“π›π‘¬π’‡π’‚ π’Žπ’‚π’π’†π’π’•π’‚π’π’‚ π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’...
23/07/2026

"πˆπ™π€π‡πŽ π‡π€πŒππ€π‡π€π‘πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€ππ€ππ˜, πŠπ€ 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 π„πŽ 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍'𝐍𝐘 π•πŽπ€π‡πŽπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€ππƒπ‘π€πŠπˆπ™π€π˜ πˆπ™π˜" 𝐈 𝐒𝐀𝐦 𝟐/πŸ‘πŸ“π›
𝑬𝒇𝒂 π’Žπ’‚π’π’†π’π’•π’‚π’π’‚ π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’π’‚π’Œπ’‚π’—π’Šπ’‚π’π’‚ 𝒗𝒆 π’Šπ’‚π’π’‚π’?
𝑨𝒏𝒅𝒂𝒐 π’‰π’Šπ’…π’†π’“π’‚ 𝒂𝒏'π’Š 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉 𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 π’Šπ’›π’š! π’‚π’“π’š π’Žπ’‚π’π’…π’“π’‚π’Œπ’Šπ’›π’‚π’š π’π’š π’‡π’‚π’Žπ’Šπ’π’…π’“π’‚π’‘π’π’π’š.
Ireto aza ny fandaharana ny 2 Aogositra 2026 izao:
- Manomboka amin'ny 8 ora ny fandraisana nomerao ny isan-taranaka
- Amin'ny 9 ora no manomboka ny fotoam-pivavahana
- Fandraisana ny fanasan'ny Tompo
- Manaraka 'izay dia misy ny Fakana sary sy rakitra isan taranaka ho fanantanterahana
ny adidy anatiny sy hivelany eto amin'ny Fiangonana
- Ahorian'ny Fotoam-pivavahana dia mitohy avy hatrany ny "π“π€π‘π€ππ€πŠπ€ πŒπˆπƒπ„π‘π€" {andraisann'ny rehetra anjara: Taranaka, Sampana, Fikambanana, ...}, afanain'ny FIMPIZ.
- Misy ny Sakafo izay karakarain'ny K20 (𝐊𝐨𝐦𝐒𝐭𝐲 𝐦𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚 𝟐𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 π’πžπ€π¨π₯𝐲 π…π’π­π’πšπ―πšπ§πš). izay azo jifaina amin'ny vidiny 5000 ar. Ho fanohanantsika ny hetsika fanorenana sy fanatsarana ny sekolintsika.
Sady misakafo ianao no mijery fampisehoana ho fiderana ny Tompo.
Tongava maro,
"π’πšππ² 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 π‰πžπ‘π¨π―πšπ‘, 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐀𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐧𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐑𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚 π¦πšπ§ππ’π¦π›π² 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐦𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚𝐧𝐲." π’πšπ₯𝐚𝐦𝐨 𝟏𝟎𝟎:πŸ“ Voir moins

Manonona ny Fiadanan'ny Tompo ho aminareo Taranaka  Fjkm Ambatotokana Fitiavana. Tonga indray ity ny fotoana hiderana an...
14/07/2026

Manonona ny Fiadanan'ny Tompo ho aminareo Taranaka Fjkm Ambatotokana Fitiavana. Tonga indray ity ny fotoana hiderana an'Andriamanitra noho ny fitahiany sy ny famindra-pony noho fankalazana ny FETIN'NY TARANAKA 2026 eto amin'ny fitandremana.

Ka noho izany antsoina isika taranaka rehetra ( ny eto an-toerana sy ny zanaka ampielezana) anao zava-dehibe izao fotoana izao, Aoka hifampilaza sy hifanentana isika fianakaviana hidera ilay Mpamonjy ety an-tanindrazana.

Toy ny mahazatra dia hisy hetsika sy sakafo karakarain'ireo Sampana sy Fikambanana velona.
Marihina manokana amin'izany ny fanohanantsika ny Hestika K20 (ho tsangam-bato ny faha 20 taonan'ny Sekoly Fitiavana), amin'ny fanjifana ny Sakafo izay karakarain'ny komity.

Ahorian'ny Fotoampivavahana dia mitohy avy hatrany ny fankalazana ny fetin'ny taranaka miaraka amin'ny FIMPIZ, ny Sampana, ary ny Fikambanana velona, fiderana amin'ny alalan'ny Hira sy dihy, ary ireo hetsika samihafa.

"fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i JΓ©hovah izahay" Josoa 24:15b

πŸ…ΏπŸ…°πŸ†‚πŸ…ΊπŸ…° πŸ…΅πŸ…°πŸ…½πŸ…³πŸ†πŸ…΄πŸ†‚πŸ…΄πŸ…½πŸ…°Manonona ny fiadanan'ny Tompo hoaminareo, ireto ary ny fandaharana amin'nity herinandro Masina ity.βœ…Alat...
30/03/2026

πŸ…ΏπŸ…°πŸ†‚πŸ…ΊπŸ…° πŸ…΅πŸ…°πŸ…½πŸ…³πŸ†πŸ…΄πŸ†‚πŸ…΄πŸ…½πŸ…°
Manonona ny fiadanan'ny Tompo hoaminareo, ireto ary ny fandaharana amin'nity herinandro Masina ity.

βœ…Alatsinainy 30 martsa:
Sampana Sekoly alahady sy Sampati
Soratra Masina:
Sal 39:4-8
Lioka 6:32-36
I Kor 1:26-31
Miditra amin'ny 6 ora hariva

βœ…Talata 31 Martsa:
Sampana SLK
Soratra Masina:
I Tant 28:8-10
Lioka 22:1-4
I Tim 1:1-7
Miditra amin'ny 6 ora hariva

βœ…Alarobia 1 aprily
Sampana Dorkasy
Soratra Masina:
Deo 9:1-6
Lioka 8:22-25
Rom 8:37-39
Miditra amin'ny 6 ora hariva

βœ…Alalamisy 2 aprily
Sampana FDL sy SAFIF
Soratra Masina
Sal 33:18-22
Lioka 23:20-25
Fil 2:5-8
Miditra amin'ny 5 ora hariva

βœ…Zoma 3 aprily
Sampana STK
Soratra Masina
Deo 19:1-3
Lioka 23:44-49
I Pet 3:18-21

Address

Ambohimangakely
Antananarivu
103

Telephone

+261330715026

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambatotokana Fitiavana - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share