Michael Ahmed - Ofisialy

Michael Ahmed - Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Michael Ahmed - Ofisialy, Religious organisation, 67 HA Tananarive, Antananarivu.

22/08/2026

En direct à 21h30 :IREO KARAZAN'NY FANOMPOANTSAMPY
22/08/2026

En direct à 21h30 :

IREO KARAZAN'NY FANOMPOANTSAMPY

22/08/2026

ALHAMDOULILLAHI...

22/08/2026

Afaka mankahala ahy ianao, Tsy maninona izany, Saingy aza mankatia ahy amin'ny FIHATSARAMBELATSIHY.

D O U A N :
21/08/2026

D O U A N :

21/08/2026

ZOMA ny andro, Aza adinoina ny mamaky Sourat AL-KAHFI sy tonga aloha eny amin’ny mosquée

20/08/2026

Raha natao FILM ny zavatra rehetra nataonao teto an-tany hatrizay, dia sahinao ve ny mijery izany miaraka amin'ny fianakavianao?

19/08/2026

NY FATIANTOKA :

Ny zavatra mampalahelo sy ratsy indrindra amin'ny andro farany, dia ny fahitanao asa soa sy fanompoana vitanao eny amin’ny balance-n'ny olonkafa.

Araho ny vidéo sy ny fanazavana ary aparitaho betsaka.

Lien YouTube :
https://youtu.be/bk5NitEHN2o?si=7qePmsaetgRnGCQ7

TAFAFOHA MARAINA ISIKA ALHAMDOULILLAHI...
19/08/2026

TAFAFOHA MARAINA ISIKA ALHAMDOULILLAHI...

Address

67 HA Tananarive
Antananarivu
101

Telephone

+261341724421

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Michael Ahmed - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Michael Ahmed - Ofisialy:

Shortcuts

Share