24/08/2026
Fiadanana Γ΄ ππ
Tsarovy fa hoy Jesosy tamintsika : Β« Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Β»
β Jaona 14 : 6a πβοΈ
Hira iray atolotra antsika izay tsara ho tonombavaka amin'ity herinandro vaovao ity π
π΅Titre : Toroy Lalana
βοΈ A/C : IdΓ©o Ainarinasy
π Herinandro sambatra sy voatahy ho antsika rehetra! πΏβ¨