Imprimerie Adventiste

Imprimerie Adventiste À propos
* 1953
* Société Chrétien Adventiste
* à Soamanandrariny

25/05/2026

Salama daholo ny Ankizy sy ny Kilonga ary ny Zazakely 👋
Ireto indray ary ny asa tanana hataontsika amin'ity herinandro ity e! 😊

Velona ao amin’i Jesosy ✨🙏Ireto indray àry ny asa tanana hamelomantsika ny kilasy ao am-piangonana amin’ity lesona faha ...
25/05/2026

Velona ao amin’i Jesosy ✨🙏

Ireto indray àry ny asa tanana hamelomantsika ny kilasy ao am-piangonana amin’ity lesona faha 9 ity e. 🎨✂️
Azontsika jerena ao amin’ny fandalinana ireo.

Manana 5 andro ny mpanentana sy ny ray-aman-dreny hiomanana ho amin'izany. 📅
Mankasitraka antsika rehetra amin’ ny fikarakarana ireo zanantsika ireo dia mirary herinandro mahafinaritra! 😊

22/05/2026

TIONA LAHARANA 701 "Harenako".

✨🙏 Lay everything at the feet of Jesus.May this Sabbath fill your heart with peace, rest, and hope 🌿🕊️Happy Sabbath! 🌸
22/05/2026

✨🙏 Lay everything at the feet of Jesus.
May this Sabbath fill your heart with peace, rest, and hope 🌿🕊️
Happy Sabbath! 🌸

📖📖Efa azo jifaina a.
21/05/2026

📖📖Efa azo jifaina a.

💌 Efa afaka hitantsika eny amin’ny dépôt rehetra eny sy eny amin’ny Mpampiely Boky Evanjelistra ary ato amin’ny ABC ny boky " . ⚘️⚘️


*** Araka ny efa fantatsika dia Rehefa vita ny famakiana ny dia hiditra amin’ny famakiana ny sy isika, ka dia manasa antsika hiomana dieny izao sahady 🥰

21/05/2026

Andao hamaky boky!!

💭💭
20/05/2026

💭💭

🌴☀️ Efa akaiky izao ny vacances 🏖️📚Dia mety manontany indray izao isika ray aman-dreny hoe :🤔 “Inona re ny activité ampa...
19/05/2026

🌴☀️ Efa akaiky izao ny vacances 🏖️📚
Dia mety manontany indray izao isika ray aman-dreny hoe :
🤔 “Inona re ny activité ampanaoviko an’ity zanako ity amin’ity fialan-tsasatra ity e ?”

✨ Inty ny vahaolana : “FINOANA TSY AZO HOZONGOZONINA” 📖

📘 Boky kely iray izay mampitombo ny fahalalan’ireo zanatsika 🧠💡 ary manampy azy ireo hanana finoana tsy azo hozongozonina manoloana ny fotoan-tsarotra 🌧️

Aza tara àry maka ny anjaranao eto amin’ny Imprimerie Adventiste 📚

💰 Vidiny :
👩‍🏫 Ho an’ny mpampianatra : 1200 Ar
🧒 Ho an’ny ankizy : 700 Ar
🧑 Ho an’ny tanora : 600 Ar

Velona ao amin'i Jesosy !! 🙏✨Herinandro vaovao indray isika izao 📖, koa andao indray hiomana ho amin'ny asa tanana hatao...
18/05/2026

Velona ao amin'i Jesosy !! 🙏✨

Herinandro vaovao indray isika izao 📖, koa andao indray hiomana ho amin'ny asa tanana hatao mandritra ity lesona fahavalo ity ✂️🎨
Misy ny ho an'ny zazakely, ny kilonga ary ny ankizy 👧👦. Koa manasa antsika hatrany hamaky ny fandalinana 📚

Mirary herinandro feno fitahiana sy fifaliana ho antsika rehetra 💖😊

15/05/2026

TIONA LAHARANA 760 "Aza mivezivezy"
Mirary sabata feno fitahiana ho antsika rehetra!!😊

Bon Sabbat!!!Ésaïe 41:10 « Ne crains rien, car je suis avec toi ; ne laisse pas l’inquiétude envahir ton cœur, car je su...
15/05/2026

Bon Sabbat!!!
Ésaïe 41:10 « Ne crains rien, car je suis avec toi ; ne laisse pas l’inquiétude envahir ton cœur, car je suis ton Dieu. Je te donne la force, je viens à ton secours, et je te soutiens de ma main victorieuse. »

Alors en ce jour de sabbat, choisis d’appuyer sur “Supprimer” :
✅ Efface les pensées négatives qui reviennent sans cesse.
✅ Prends de la distance avec ce qui épuise ton âme et étouffe ta paix.
✅ Accorde-toi un moment de silence pour te recentrer en présence de Dieu.
✅ Reçois de nouveau la paix qu’Il a déjà déposée en toi.

Address

Station Adventiste Soamanandrariny, PK 6 Route Nationale N°2
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 13:00

Telephone

+261333710717

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imprimerie Adventiste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Imprimerie Adventiste:

Share