Tanora FPM Ankorondrano Fandresena

Tanora FPM  Ankorondrano Fandresena «Ary tsarovy ny Mpanao anao amin'ny andro fahatanoranao» Mpitoriteny‬ ‭12‬:‭1‬ ‭

Andro faha efatra hetsika pentekostaAsabotsy 23 maiNiasa ny fanahy masinaNisy olombaovao iray nandray ny fanahy masinaAr...
23/05/2026

Andro faha efatra hetsika pentekosta

Asabotsy 23 mai

Niasa ny fanahy masina

Nisy olombaovao iray nandray ny fanahy masina
Ary nisy iray nandray ny fanavaozany fanahy masina

Hoan’i Jesosy irery ihany ny voninahitra

Andro fahatelo Hetsika pentekosta Alakamisy 22Niasa Jesosy ary liana ny olona mitady an’i JesosyMisaotra an’i Jesosy hat...
22/05/2026

Andro fahatelo Hetsika pentekosta

Alakamisy 22

Niasa Jesosy ary liana ny olona mitady an’i Jesosy

Misaotra an’i Jesosy hatrany✨

✨Andro faharoa aminy hetsika pentekosta androany Alarobia 21 MayNisy olona 2 natao batisaVoninahitra hoan’i Jesosy hatra...
21/05/2026

✨Andro faharoa aminy hetsika pentekosta

androany Alarobia 21 May

Nisy olona 2 natao batisa

Voninahitra hoan’i Jesosy hatrany✨

Hetsika Pantekoste Fiangonana Pantekotista Mitambatra Ankorondrano Fandresena⛪*Nisy olona (6) natao batisa tamin'ny anar...
20/05/2026

Hetsika Pantekoste
Fiangonana Pantekotista Mitambatra Ankorondrano Fandresena⛪
*Nisy olona (6) natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy.
*olona(1) nandray ny fanomezana dia ny Fanahy Masina🕊️🔥

Asan'ny Apostoly 2:41
" [41]Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa... "

An'i Jesosy irery ny voninahitra

«Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;»‭‭Jaona‬ ‭20‬:‭22‬ ‭MBP‬‬
15/05/2026

«Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;»
‭‭Jaona‬ ‭20‬:‭22‬ ‭MBP‬‬

22/04/2026

✨Ny fahatsaran’iJesosy taminy Ralahy Isaia✨

06/04/2026

Tsy mahasakana anay tsy Hidera an’i Jesosy ny hateren’ny trano. VELONA JESOSY

«Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? Sanatria izany! Hataont...
02/03/2026

«Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin'ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?»
‭‭Romana‬ ‭6‬:‭1‬-‭2‬

Ny fahotana dia toy ny fery ary ny fahasoavana kosa dia toy ny takom-pery izay manakona ny fery.

Arakarakin’ny hitomboan’ny ota ao anatintsika dia mihotra lavitra noho izany ny fahasoavan’i Jesosy izay mandrakotra antsika mba tsy hanan-tsiny eo anatrehan’Andriamanitra.

Raha tsy misy fahasoavan’Andriamanitra mandrakotra antsika dia miharihary ny ferim-pahotana ka miha mihombo ao amintsika izany,fa isaorana Jesosy kristy noho ny fahasoavany sy ny famindrampony izay mbola hafahantsika manantona an’Andriamanitra aminy fahasahiana ka mandrakotra antsika izany fahasoavana izany ka afaka ho velona ao aminy Jesosy isika.

Ny fahasoavana dia zavatra na fanomezana tsara omena maimaimpoana ny olona na dia tsy mendrika izany aza izy.
Ny fanahy masina no nentiny nampiseo ny fahasoavana tamintsika ka raiso izany.

«Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika, na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo);»
‭‭Efesiana‬ ‭2‬:‭4‬-‭5‬ ‭

LEHIBE NY FAHASOAVAN’I JESOSY

14/02/2026
«Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana...
19/01/2026

«Ny amin'izany famonjena izany dia notadiavin'ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo;»1 Petera‬ ‭1‬:‭10‬ ‭

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora FPM Ankorondrano Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share