STK Anosizato Hebrona

STK Anosizato Hebrona Pejy ahafahana mifanakalo hevitra sy manaraka ireo vaovao misy eo amin'ny STK Anosizato Hebrona.

Filoha: 034 13 049 28 – Filoha mpanampy I: 0032 77 188 77 – Filoha mpanampy II: 034 39 499 28

Fiadanana! Ny fitsangatsanganantsika fanao isantaona rehefa 29 mars dia naroso 28 mars nohon’ny 29 alahady amin’ity! Ny ...
22/02/2026

Fiadanana! Ny fitsangatsanganantsika fanao isantaona rehefa 29 mars dia naroso 28 mars nohon’ny 29 alahady amin’ity! Ny toerana dia LAPA ANAY ambatomirahavavy ! ( toerana privée, izany hoe isika irery no ao)Vola aloa: 10000ar: sarandalana sy fidirana (5ans et plus ho an’ny mpikambana) Raha vahiny kosa dia 15000ar! Ny fiaingana dia amin’ny 07 ora eo am jovena, ny fiverenana dia amin’ny 05 ora! Izay rehetra manam-pikasana andeha dia misoratra anarana any amin’i Rova Nandr'ee Ann Maminiaina na Diamondra Daniella alohan’ny alahady 21 mars! Mankasitraka

28/01/2026
29/12/2025

Fiadanana!
Ampatsiahivina isika fa ny fifampiarahabantsika nohon’ny taona vaovao dia ny sabotsy 03 janoary 2026.Ny toerana dia ao amin’ny akany manomboka amin’ny 11ora atoandro! Mitondra tsakitsaky sy jus! Misy ny échange de cadeau ( 5000ar farafahakeliny)+Soratra Masina!
Ampitapitao!

28/12/2025

FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara . -fiangonan'ijesoakristyetomadagasikara.moment

Fisaorana lehibe ho an’Andriamanitra Ray Mpamindra fo noho ny fahasoavana sy ny fitahiany. Mankasitraka indrindra ny fia...
23/12/2025

Fisaorana lehibe ho an’Andriamanitra Ray Mpamindra fo noho ny fahasoavana sy ny fitahiany. Mankasitraka indrindra ny fiangonana manontolo izahay noho ny fiaraha-mientana sy ny fanohanana tamin’ny fanatanterahana ny concert de Noël. Misaotra ny mpitandrina mivady, ny mpikambana rehetra, ary ny mpino rehetra izay nandray anjara tamin’ny fo sy ny fanahy. Enga anie hanenika ny fiangonantsika ny fiadanana sy ny fitiavana nentin’ny nahaterahan’i Jesoa Kristy. Krismasy sambatra ho antsika rehetra

Fiadanana,Ny Sampana Tanora Kristiana eto amin'ny Fjkm Anosizato Hebrona dia faly manolotra anao ary manasa anao hanatri...
04/12/2025

Fiadanana,
Ny Sampana Tanora Kristiana eto amin'ny Fjkm Anosizato Hebrona dia faly manolotra anao ary manasa anao hanatrika sy hifanotrona ary hifanohana @ Kaonseritra izay nampitondraina ny lohateny hoe: "AMPY AHY JESOA" ,FITORIANA FILAZANTSARA amin'ny alalan'ny HIRA, izay hiventsoana ny sanganasan'i AIME RAOELIARIJAONA ary ny HIRA KAROLY

ALAHADY 21 DESAMBRA 2025 | 3 ORA TOLAKANDRO | FJKM ANOSIZATO HEBRONA
Tongava maro, TSY MISY VIDIM-PIDIRANA, mizara maimaimpoana.

Fjkm Anosizato Hebrona
FJKM Anosizato Hebrona
FOIBE FJKM - Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara .

Address

Anosizato Est I
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK Anosizato Hebrona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to STK Anosizato Hebrona:

Share