OLO Be Pejy Ofisialy

OLO Be Pejy Ofisialy """Jesosy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena."""
Jaona 3:30

25/10/2025

Lakalaka ny fiainana ry Kristiana Malala sy isika tompon'andraikitra ara-piangonana fa manaova ny marina ihany fa mandalo ny FAHEFANA.

23/10/2025

FOANO NY FAMPIASANA NY HOE: ""MPIASAM-PANJAKANA"" fa soloina hoe:""MPIASAM-BAHOAKA'"".
ASEHOY NY HEVITRAO

23/10/2025

UN JOUR, HO TSAROANAO MPITONDRA FIANGONANA NY TENIKO IZAY TSY TIANAO IO FA HIENA NY VOLA AZO @ RAKITRA DIA HITANGO LALITRA IANAO.

TOBY SY FAHEFANA1- Roa karazana ny Toby izay entina hitaizana olona eto an-tany:- Misy n'y Toby ara-pinoana (Ankaramalaz...
20/10/2025

TOBY SY FAHEFANA

1- Roa karazana ny Toby izay entina hitaizana olona eto an-tany:
- Misy n'y Toby ara-pinoana (Ankaramalaza ohatra)
- Misy ny Toby ara-panjakana (Antanimora, Nosy Lava ohatra).

Samy hitaizana antsika olombelona daholo ireo Ary Samy eo amin'ireo Toby ireo avokoa Jesosy mitaiza n'y olona na tianao na tsy tianao.

Ko mila mitandrina isika izay NAMPINDRAMINA FAHEFANA ara-piangonana sy ara-panjakana fa IFANDIMBIASANA IZAY TOERANA SY FAHEFANA IZANY.

ANDROANY ANAO FILOHA KA ALAIM-PAGNAHY HANAO FANAMPARAM-PAHEFANA @ OLONA KA GADRAINAO IZAY TIANAO GADRAINA, DIA RAHAMPITSO ANAO AFAKA TEO DIA MISOLO TOERANA ILAY OLONA ANY AM-PONJA KOA.

Moramora ihany ianareo manampahefana aminay sy mamono ary managadra anay sy mampahory anay Mpiasam-piangonana sy manao menace anay io fa rahampitso ho tsaroanareo izao hirifirin'ny famonjana ataonareo anay izao fa ho Tezainay @ Toby koa hianareo satria Samy marary mila fitsaboana isika.

Tsarovy fa Raha fanjakam-pahasoavana no hitondranao n'y olona dia fanjakam-pahasoavana ko no miandry anao. Fa Raha fanjakan'ny fahefan'ny sabatra no nitondranao n'y olona dia izay koa no miandry anao any aoriana.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OLO Be Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share