02/01/2017
Faly miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2017 dia mirary soa sy fahombiazana anao de hambinin'Andriamanitra @ izay atao rehetra anie ianao de ho lohany fa tsy rambony ary ambony fa tsy ambany ka dia aza miala Aminy ary eh!!!!!!!
Ny eglise dia nisokatra tamin'ny 02 desambra 2012 tao Ankorondrano Atsinanana izay tarihan'i pasitora Randriamanambonina Solofoniaina sy Andriamihaja
Antananarivo
ANKORONDRANOTANAIII
Be the first to know and let us send you an email when Eglise Des Ambassadeurs Du Christ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.