20/04/2026
AMAA 90 taona - Fandalovan'ny Mpitandrina RANDRIAMANANTENA Théodore, mivady, omaly teto Avaratr'Andohalo.
Mpitandrina ny FJKM Avaratr'Andohalo izay mifamatotra amin'ny AMAA manokana, namoron-kira hohirain'ny AMAA ❤️ Ka dia niantso ny Amaa rehetra na ny zokiny na ny amperinasa hiara haka sary eeee