Strong Youth of Christ

Strong Youth of Christ Joy, unity and worship

23/08/2026
Faly manasa anao izahay🔥 📆Alahady 23 Aogositra 2026 amin'ny 2 ora tolakandro (14:00)📍 Fiangonana IMF Namontana, Alakamis...
20/08/2026

Faly manasa anao izahay🔥

📆Alahady 23 Aogositra 2026 amin'ny 2 ora tolakandro (14:00)
📍 Fiangonana IMF Namontana, Alakamisy Anosiala

Ity indray ny fotoana tsara hiarahantsika miaina fotoam-piderana mafana sy mandohalika eo anatrehan'ny Tompo miaraka amin'i Jimmy Harivelo ❤️✨

✨ Tsy misy vidim-pidirana — Tonga soa daholo ny rehetra!
Tsy miova Jesosy ❤️ Ndao hiara-hidera eeee 🔥🔥

16/08/2026

Rahoviana♥️😍

14/08/2026

« Par Jésus, offrons sans cesse à Dieu un sacrifice de louange, c'e...

09/08/2026

Ehhhh ohhhh aza adino
Ny fotoanantsika miaraka Joseph D'af sy ny Strong Youth of Christ ny alahady 16 Aogositra tolakandro
Hiara hifaly, hiankohoka sy hidera

Waouhhhh tsara ny fotoana t@ alahady niaraka tamin’ny Groupe BA - Madagascar Mankasitraka anareo tompoko, amin’ny alahad...
05/08/2026

Waouhhhh tsara ny fotoana t@ alahady niaraka tamin’ny Groupe BA - Madagascar Mankasitraka anareo tompoko, amin’ny alahady 16 Août ndray ny fotoana antsika manaraka Miaraka Joseph D'af

Address

Antananarivo

Telephone

+261342343173

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Strong Youth of Christ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share