23/07/2023
๐Lioka 6 : 12 - 16๐
โก Jesoa naharitra nivaka sy ny nifidianay ny mpianatra 12lahy.
โถ Ny fiatrehan'i Jesoa ny fanenjehan'ny fariseo.
โ Niharitra nivavaka nandritry ny alina tany an-tendrombohitra Jesoa.
โ Ataovy laharapamehana ny fivavahana.
โ Jesoa ary zanak'Andriamanitra naharitra nivavaka maika fa isika olona maleny sy farofy.
โ Hevero ny fifidian'ny Tompo anao.
โถIndro niatrika ireo mpianatra marobe Jesoa.
โ Nifidy ireo 12lahy no mpiaramiasa Aminy Jesoa araky ny fitarihan'ny Fanahy Masina Azy.
โ Nofidian'i Jesoa koa ianao, tsy noho ny fahamendrehanao na ny fahalalana sy fahaizana anananao fa noho ny lahatr'Izy Ray.
โ Na dia tsy mendrika aza ianao dia nofidiny satria mendrika anao izany.
โ Hevero ny fifidianan'ny Tompo anao.
โถVoafidy ny 12lahy ka nomeny anarana hoe Apostoly.
โ Ny Apostoly dia midika hoe mpiaramiasa.
โ Tonga mpirahalahy, miara-mihinana amin'i Jesoa ireo mpianany ireo.
โ Isika ihany koa dia nofidiny hiarahiara aminy, hanao ny asany.
โ Maniraka antsika hitory ny filazantsara Kristy.
โ Nofidiany ho fanasina eto amin'izao tontolo izao Kristy.
โ Hitondra famonjena ho an'ity Nosy ity no nanirrahany antsika.
โ Hevero ny fifidianan'ny Tompo Anao.
๐๐ป Manร na fiainam-bavaka mirindra sy akaikin'Anriamanitra, mahareta mivavaka sy mangataka ny asan'ny Fanahy Masina. Tadidio fa efa nifidy anao tahaka ny nifidianany ny 12lahy Jesoa, zava-dehibe izany satria nofidiany hitondra ny famonjeny isika.๐๐ป